Other News

Tarika Kiaka: 40 taona niainana ny mozika Rock

Niforona ny taona 1986 ny tarika Kiaka. Maro ny dingana nolalovana, niainga tamin’ny tsy nisy, saingy anisan’ny tarika sangany ankafizin’ny maro nandritra izay 40 taona izay. Nosantarina tamin’ny an­dron’ny faran’ny taona 2025 hiditra ny 2026, ny fankalazana ny faha-40 taon’ny tarika Kiaka. Miditra ao anatin’ny ivon’ny fankalazana izy ireo, ankehitriny, […]

VAOVAO TAMBATRA

Mila mazava avokoa ny tahirin-jirofon’ireo mpandraharaha ho an’ny taom-piotazana 2025-2026. Tsy maintsy avahana amin’izany ny jirofo manara-penitra sy ireo efa naotrika. Tokony hampahafantarina ihany koa ny habetsany. Manana hatramin’ny 20 jona ireo mpisehatra rehetra hanamarina ny tahirim-bokatra ananany. Hisy ihany koa ny fidinana ifotony ataon’ireo tomponandraikitra, handrefesana ny tahirin-jirofo ananany. […]

Vondrona eoropeanina: Nodinihina ny tetikasa « Fly Over »

Noraisin’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafefi­manana Sambilason Richard, ny 1 jona teo, ny delegasionin’ ny Vondrona eoropeana (UE), notarihin’i Roland Kobia. Noresahina ny sehatry ny la­lana rehetra tohanan’ity vondrona iraisam-pirenena ity. Anisan’izany ny fandrafetana ny Tahirimbola ho an’ny lalana (Fond routier), ny fampiasana ny vola ho an’ny fikojakojana ny […]

Tetikasa Volobe: Manohana ny fahasalaman’ny mponina

Tobim-pahasalamana miisa telo ao Toamasina no nisitraka fampitaovana sy fiofanana avy amin’ny tetikasa « Volobe » hanohanana sy hamaliana ny filan’ny mponina eny ifotony. Manohana ny sehatry ny fahasalamana eny ifotony ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV) tamin’ny alalan’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny fampitaovana ny tobim-pahasalamana […]