Other News

Toekarena manga : Hampiakarina 1 300 taonina ny drakaka velona haondrana

Hampitomboina ny vola vahiny miditra eto Madagasikara amin’ny alalan’ny fampakarana ny drakaka haondrantsika any ivelany. “Ampitomboina 10% ny tahan’ny drakaka velona haondran’i Madagasikara amin’ity taona ity, izany hoe, 1 300 taonina (t)”. Io ny fanazavan’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Chan Kit Waye. Tanjona, hoy izy, ny hampitombo […]

Ambohimanga Rova: Hamafisina ny fiarovana

Tonga nitsirika teny amin’ny vohitr’Ambohimanga, misy ny Rova, ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mandrin­drarivony Ogascar, omaly. Nomarihin’ny minisitra fa mirakitra tantaram-pirenena maro sy soatoavina tsy manam-paharoa maneran-tany ny vohitr’Ambohimanga, izay mbola mitahiry ny vakoka efa an-jato taona maro, toy ireo fanaka sy ny endriky ny toerana ary ny […]

Fiarahamonina, kolontsaina… Mila raiamandreny ny Malagasy

Maro ny zava-takin’ny firenena mba hiarenany ho any amin’ny tsara kokoa. I Madagasikara sy ny fiainam-piarahamonina ao anatiny. Mila raiamandreny. Iray amin’ireo lamina voajanahary narahin’ny Malaga­sy ny fanajana sy ny fifanajana. Anisan’ny isongadinan’izany ny fifandraisana sy fifamatorana misy eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Ny anti-panahy sy ny tanora. […]

Tsipy kanetibe Analamanga : Lany ho filohan’ny ligy Andriantsiferana Ravaka

Taorian’ny famerenana ny latsa-bato, tanteraka soamantsara ny fifidianana izay ho filohan’ny ligin’Analamanga sy Matsiatra Ambony. Lany hitantana Andriantsiferana Ravaka ho an’Analamanga, ary Randrianarivahiny Dina kosa ny an’i Matsiatra Ambony. Tontosa omaly, tetsy amin’ny ANS Ampefiloha, ny fifidiananana izay ho filohan’ny Ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Lany hi­tantana izany, mandritra ny efa-taona […]