Hiditra an-tsehatra manomboka amin’ny alahady ho avy izao ireo ekipa 12 hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Lalao telo no voalahatra amin’izany ka anisan’ny andrasan’ny rehetra ny fifandonana eo amin’ny TFA Anatihazo sy ny UASC Cheminots. Hotanterahina ny alahady 28 septambra ho avy izao […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Niova ho adiny 3, indroa miantaona, ny delestazy ao amin’ny tambajotra Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Izany hoe, tafakatra adiny 6 ny adiny 4 ora sy sasany, teo aloha. Vao manomboka anefa ny haintany, ary azo antoka, fa ho mafy kokoa hatrany ny fanapahana ny herinaratra. Anisan’ny antony mahatonga ny […]
Fanimbana ny tontolo iainana : Fototry ny doro tanety sy ny doro ala ny fambolena
Tsy andraikitry ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) irery ny fiarovana ny tontolo iainana. Iarahan’ny rehetra mifarimbona ny ady amin’ny fanimbana azy, satria, anisan’ny antony mahatonga ny doro ala sy ny doro tanety, ny fambolena ataon’ny olona. Mora mahazo vahana anefa ny afo amin’izao vanim-potoan’ ny maintany […]
Manakara: Ampiofanina ny tantsaha
Natomboka tao amin’ny kaominina Marofarihy, distrika Manakara, faritra Fitovinany, ny 24 septambra teo, ny fampiofanana ny tantsaha. Voakasik’izany ny fampiofanana ny teknika Papriz, ny Pfumvidza. Eo koa ny fiompiana ny akoholahy (cocquelet), ny akohogasy nohatsaraina. Nanao ny fampiofanana ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Tonga tany an-toerana ny minisitra […]
Lalam-pirenena fahenina : Mitohy ny asa Ambondromamy-Antsohihy-Ambanja
Anisan’ny lalana tena ratsy ny RN6, indrindra ny eo Ambondromamy, mandalo Mampikony, Port-Bergé, Antsohihy, hatrany Ambanja. Asa atao koa ny fanatsarana sy ny fanarenana ny ao an-tampon-tanànan’Antsohihy. Mandroso hatrany ny asa fanamboarana ny RN6, eo anelanelan’ Antsohihy sy Ambanja. Manatanteraka ny asa ny orinasa Colas, ao anatin’ny tetikasa CERC-PCMCI, tohanan’ny […]







