Other News

Kodiaran-droa nifandona: Olona telo naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tetsy Ambatomirahavavy, omaly tamin’ny 1 ora latsaka fahefany. Niseho tamin’ny lalam-pirenena voalohany, PK 20 + 100 Antanimenabe, kaominina ambanivohitra Ambatomiraha­vavy, distrika Arivonimamo. Nifandona sy nifampikasoka tao anaty fiolahana ny moto scooter marika Jinglang sy ny moto routière marika Loncin iray hafa. Avy any Antananarivo hihazo […]

FANTINA sy FINTINA

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, ny handraisan’i Madaga­sikara ny lanonana fanolorana mari-pankasitrahana ny olon’ny taona 2026 avy amin’ny gazety boky Afri­cain Leader­ship Magazine. Antony ny fanomezan-danja ny haitariky ny filoha Rajoelina Andry izay voahosotra ho mpitarika afrikanina eo amin’ny politika, taona 2024. Nanatitra taratasy fa tsy nisy nandray […]

Loholona Rakotondrazafy Lalatiana : Miezaka mitady vahaolana ny fanjakana amin’izao

Resaka fahatapahan-jiro! Taorian’ny antso tao anaty tambajotran-tserasera sy teny Anosy, omaly, nataon’ny mpanohitra ho an-dRakotondra­zafy Lalatiana, loholon’i Mada­gasikara, nivoaka tamin’ny fanginana ny tenany, omaly ihany. Nohamafisiny tamin’ny fanambarana naparitany tao anaty facebook fa miezaka ny mitady vahaolana ny fanjakana ankehitriny. «Ny maha samy hafa ny ta­min’ny 2016 sy ny amin’izao dia […]

Mahaiza mankafy!  

Maro dia maro ny trangam-piarahamonina miseholany etsy sy eroa. Mahazo vahana ny ratsy, mihabetsaka ny matimaty fahatany sy mamoy ny ainy tsy lera kanefa tsy manan-tsiny. Mirongatra ny fialonana sy ny fitiavan-karena diso tafahoatra. Mibitsika tsy manam-piafarana ny devolin’ny haratsiam-panahy. Tsy mahagaga raha mijininika amin’ny fomba samihafa ny ra. Tena mahakivy […]