Dans une chaleur étouffante du Nyayo National Stadium de Nairobi, les Barea de Madagascar ont écrit une nouvelle page glorieuse de leur histoire footballistique. Ils ont barré la route des demi-finales aux Harambée Stars du Kenya, après une séance de tirs au but à fort suspense. Contre toute attente, dans un duel acharné […]
Other News
Baolina kitra – “Chan 2025”: “Famarananakely ny an’ny Barea sy i Kenya”, hoy ny Coach Rôrô
Hitana ny sain’ny rehetra, indrindra ny mpankafy baolina kitra, amin’ity anio ity, ny ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hifampitana ny Harambee Stars Kenya sy ny Barean’i Madagasikara. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Kianja Kasarani stadium, Nairobi Kenya. Nambaran’ny mpanazatra, Rakotondrabe Romuald (Rôrô), fa […]
SOMBIM-BAOVAO
Tontosaina eny amin’ny Kianja «annexe» Mahamasina, nanomboka ny 19 ka hatramin’ny 23 aogositra ho avy izao, ny fiofanana ho an’ireo mpitsara baolina kitra «cours Ma – arbitres élites». Mitarika izany i Efong Nzolo (instructeur technique) sy i Ayemou Ananh Jeanne (instructeur physique) ary i Athanase Nkibuto. Nigadona teto an-tanindrazana, omaly, […]
Tsipy kanetibe: Resin’i Yves i Dylan Rocher
Notanterahina omaly, tany Nevers France, ny dingana fahadimy amin’ny fiadiana ny “Masters 2025”, taranja tsipy kanetibe. Nisongadina indray ny ekipa malagasy tamin’izany. Resin’i Madagasikara tamin’ny isa mazava 13 no ho 3 ny ekipan’ilay kalazalahy frantsay, i Dylan Rocher. Nandrafitra ny ekipa malagasy i Yves sy i Tianakely ary i Balôty. […]
Volley Ball-“CAN U16” Y: Nanainga omaly ny delegasionina malagasy
Feno ny fepetra, nanainga omaly alina, nihazo an’i Tonizia, ny delegasionina malagasy hiatrika ny Can (Championnat d’Afrique des nations), ho an’ny sokajy vehivavy latsaky ny 16 taona, taranja volley-ball. Hotontosaina ny 22 hatramin’ny 31 aogositra izao, any Tonizia, ny Can (Championnat d’Afrique des nations), sokajy U16, taranja volley-ball. Noraisin’ny fitondram-panjakana […]






