Ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Cercle Germano-Malagasy Analakely. Seho poetika « Fanjohy » niarahana tamin’i Mampandriniaina Manitra, Elinivo, Ranöe ary R.Coft. Anisan’ny nisongadina nandritra ity seho nokarakarain’ny Faribolana Sandratra ity ny nahatsapana fifandrohizana aingam-panahy teo amin’ireto mpanoratra ireto. Na samy manana ny maha izy azy sy ny mampiavaka azy eo amin’ny […]
Other News
Fikarohana sy sikidy: « Matematika misy ifandraisana amin’ny informatika »
Misokatra amina sehatra lehibe ny tontolon’ny kolontsaina malagasy, raha tarafina amin’ny olona liana aminy. Nanamafy izany ny hita nandritra ny velakevitra momba ny sikidy nataon’ny Pr. Rakotondrajao Fanja izay nilazany ny heviny momba io kolontsaina io… «Ny sikidy dia matematika. Misy ifandraisany amin’ny informatika ihany koa izy, satria, mampiasa ny […]
Menaka Hina: manara-penitra ny famokarana
Mandalo « laboratoire » sy atao fitiliana isaky ny ora iray ny menaka vokarin’ny orinasa Hita. Manara-penitra ny famokarana sady mandalo fanadiovana samihafa mialoha ny hamarotana izany eny anivon’ny mpanjifa. Nidina ifotony tany Toamasina, toeram-panodidina menaka ataon’ny orinasa ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, ny faran’ny herinandro teo. Nanomboka […]
Ampela Online: tohana ho an’ny vehivavy mandraharaha
Hanova tanteraka ny fiainan’ny vehivavy ny fampiofanana momba ny niomerika omen’ny Yas Madagascar sy ny Stem For Good ary ny Maison du Numerique etsy Ankorahotra ny tetikasa Ampela Online. Tanjona ny hanomezan-danja ny vehivavy eo amin’ny fiaraha-monina sy hanohanana ny fidiram-bolany amin’ny alalan’ny fikirakirana ny niomerika mba hampaleo tena azy. […]
Fandraharahana-EDBM: hamafisina ny fampiasana ny haitao ara-kajy mirindra
Miantraika mivantana amin’ny fisintomana ireo mpandraharaha vahiny ampiasa vola eto Madagasikara ny fomba fiasa vaovao napetraky ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) tao anatin’ny fandaharanasa “Projet de Réformes liées au Climat des Investissements” (PRECI). Tetikasa iarahana amin’ny Unité de Gouvernance Digitale, ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny […]







