Raha vao miresaka ny Rn’B eto Madagasikara, tsy afa-misaraka amin’izany ny anaran’i Marion. 20 taona izay ary mbola ao anatin’ny tontolo izy na tsy teto an-tanindrazana elaela aza. Nanaiky nizarazara ny lalany sy niresadresaka ny fankalazana taminay i Marion. Ramandaniarivo Andrianjaka Yves Marion ny anarany feno. Marion kosa no anarana […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Natsahatry ny Federasionina malagasin’ny taranja Echecs tsy hanatanteraka ny asany intsony, ny mpitantana ny ligin’Analamanga. Noho ny fihoaram-pefy nataon’ny ligy no anton’izao, araka ny voarakitra anatin’ny fanambarana ofisialy navoakan’ny FMJE. Efa tafapetraka ihany koa ny « comité ad-hoc » hitantana ny ligy vonjimaika. Anisan’ireo taranja misy sy mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny […]
Karate-Tompondakan’i Afrika: Hanomboka anio ny fifaninanana, vonona ny Malagasy
Hanomboka anio, any Abuja Nizeria, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Karate, sokajy Junior, Cadet ary Senior. Naneho ny fahavononany ny solontena malagasy ary efa vita omaly ny filanjana sy ny antsapaka, ka hiditra avy hatrany amin’ny fifaninanana izy ireo ho amin’ny anio. Vita omaly ihany koa ny fiofanana ho […]
Barea Chan: Tsy mbola nivoaka ny lisitra
Misy afenina ve sa paikady indray? Tsy mbola nivoaka omaly indray ny lisitry ny Barea A’, izay hiatrika ny “Chan 2024”, hotontosaina any Tanzanie, Kenya ary Ouganda, ny 2-30 aogositra ho avy izao. Hatramin’ny omaly alina izay nanoratanay, tsy mbola nivoaka tao anatin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) indray […]
Tenisy – Amboara Davis : Nandresy an’i Seychelles ny Akomba de Madagascar
Manohy ny diany hatrany ny Akomba de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny Amboara Davis, taranja tenisy ho an’ny sokajy fahadimy. Nahazo fandresena indray i Madagasikara nanoloana an’i Seychelles. Hidona amin’i Cameroun ry zalahy amin’ny andro fahatelo. Mitohy ny fahombiazan’ ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tenisy, na ny Akomba eo amin’ ny […]






