Taorian’ny fandavan’i Maurice tsy handray ny “IHF Trophy”, faritra fahafito, sokajy “cadet” sy “junior”, hampiantrano izany indray i Madagasikara. Takina ny Licence D izay ho mpanazatra hitondra ny Akio de Madagascar. Nambaran-dRaheriarijaona Regina Clarisse, filohan’ny Federasiona malagasin’ny taranja handball (FMH), omaly, teny Mahamasina, fa hatao eto Madagasikara ny “IHF Trophy”, […]
Other News
Axian sy Unicef : fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro
Natao ny talata 23 avrily teo ny fihaonan’ny vondrona orinasa Axian sy ny Unicef. Dinika mahakasika ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro sy ny fampandrosoana maharitra. Nanatrika ny fivoriana ny talem-paritry ny Unicef ho an’ny tapany atsimon’i Afrika, Etleva Kadilli. Natao ny tomban’ny fiaraha-miasan’ny roa tonta ary ny mpiara-miombon’antoka samihafa. Manana […]
Drafitrasa PDSem : fanatsarana ny seha-pihariana hena, ronono
Nampahafantarina, omaly, ny fanombohana ny famolavolana ny Drafitrasa lasitra ny sehatry ny fiompiana eto Madagasikara (PDSem). Tanjona ny hisian’ny paikady matotra maharitra hampiroboroboana ny fiompiana eto Madagasikara. Nilaza ny tale jeneralin’ny Fambolena sy ny fiompiana (DGAE), ao amin’ny minisitera (Minae), Anondraka Michel, fa mifanandrify amin’ny andry roa lehibe nofaritan’ny filoha […]
Fambolena sy fiompiana : ampirisihina ny famokarana ny akora fototra
Antoky ny fampandrosoana ny toekarena ny fampiroboroboana ny fambolena sy fiompiana. Tokony hampitomboina ny famokarana akora fototra eto amintsika. Sehatra iray mifampiankina ny fambolena sy ny fiompiana. Miantoka ny famokaran-tsakafo ho an’ny olombelona sy ho an’ny biby ny fambolena. Ho an’i Madagasikara, ambany ny famokarana akora fototra, toy ny katsaka […]
TARATRY ny KANTO
Le By Pass after Work – Melky. Haka endrika “Cabaret dancing” ny fiarahana anio, manomboka amin’ny 8 ora alina, ao amin’ity toeram-pialamboly ity. Ny tarika Melky no handahatra ireo hirany, hampian’i Nanja, nasaina manokana. Mazava loatra fa ireo hira mampandihy, nitety vanim-potoana no halahatra mandritra izany. Hanafana mialoha ny sehatra, […]






