Other News

Elections législatives: démission imminente des ministres candidats

Conformément au calendrier fixé par la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), la liste officielle des candidats aux élections législatives, sera connue ce jour. Dans ce sens, les autorités gouvernementales, à l’exemple des ministres et responsables administratifs se portant candidats, doivent déposer leur démission, dans le cas où leur dossier serait […]

VAOVAO TAMBATRA

Hoferana 5 andro ny fe-potoana hanaovan’ny Fitantanana ny trosam-panjakana, fangatahana famoaham-bola, mba hisian’ny mangaraharaha, mahakasika ny tetikasa vatsian’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena. Voarakitra ao anatin’ny fenitra voalohany amin’ny fifanarahana ara-pamatsiam-bola izany, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Tsy azo atao intsony ny mamoaka vola mi­vantana ao amin’ny Jirama, tsy […]

Tetikasa Tefiala : fifanakalozana traikefa

Natao tany Fianarantsoa, ny 8-12 avrily teo, ny atrikasa mahakasika ny tetikasa Tefiala (Tetikasa fanatsarana mirindra ny endri-tany sy fanarenana ifotony ny atiala). Nifampizarana traikefa sy nanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra ao anatin’ny vondronasa fahefatra ao amin’ny tetikasa. Voa­kasik’izany ny rojom-pihariana sy ny serasera, izay manana anjara lehibe. Eo ambany fiahian’ny […]

Taom-pamokarana 2024-2025 : Ilaina ny fikojakojana ny lakandrano

Natomboka ny 11 avrily 2024 teo, tany Marovoay, faritra Boeny, ny fikojakojana ny lakandrano sy ny fambolem-bary voly avotra. Hitarina any amin’ny faritra hafa manerana ny Nosy izany. Singa fototra amin’ny fa­mokaram-bary ny fikojakojana ny lakandrano, satria ilaina ny fifehezana ny rano. Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), […]