Hanomboka anio ny « Tokotany be ». Ho ambohipihaonan’ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny zavakanto sy ny kolontsaina ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena, mandritra ny hateloana. Hisy tranoheva maromaro hampahafantaran’ireo matihanina isaky ny sehatra misy azy ny asan’izy ireo. Hisy ihany koa ny fampirantiana, atrikasa, fampisehoana, sns, mandritra izany. Mandray anjara amin’ny […]
Mois : avril 2024
Toerana miavaka sy zava-naorina : hisy ny fitsidihana ny Rovan’Antongona
Nanomboka ny taona 1982, nambara fa Andro maneran-tany ho an’ny toerana miavaka sy zava-naorina ny 18 avrily. Io no tapaky ny komity iraisam-pirenena misahana ny toerana miavaka sy ny zava-naorina, na ny Icomos. Anisan’ireo manamarika izany i Madagasikara, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, izay miara-miasa akaiky amin’ny komity […]
Zook Davids : mitohy ny « EPP Tour »
Fanamby efa napetrak’i Zook Davids sy ny ekipany, ny hitondra fanabeazana miainga avy any amin’ny ankizy. Fo sy saina ary vatana sy fanahy, tafiditra ao anatin’izany avokoa. Hitohy, anio, eny Androhibe II ny hetsika « EPP Tour ». Fampisehoana an-tsehatra sahaza ny ankizy. Fifaninana isan-karazany ho fampitomboana ny fahalalana efa ananan-dry zareo. […]
Hatsikana – Ho avy i Rodrigue : haharitra adiny roa ny « Spectacle Stand-Up »
Ho tonga, rahampitso, eto Madagaikara i Rodrigue, mpanao hatsikana teratany Frantsay. « Spectacle Stand-Up », seho tokana anisan’ny andrasan’ny olona maro no hotanterahiny amin’izao fandalovany izao… Rodrigue, mpanao hatsikana nandrombaka ny « Prix du Festival d’Humour de Paris » ny taona 2022. Raha ny nambaran’ny mpikarakara, efa mirafitra tsara ny fandaharam-potoana mandritra ilay fampisehoana […]
Sehatry ny fandraharahana : mila fahaizana ny fisafidianana ny filan’ny mpanjifa
Tsy nateraka handraharaha avokoa ny olon-drehetra fa mila mianatra sy manaraka fiofanana izy ireo raha te hisehatra amin’izany. Tsy fahaizana ihany fa mitaky toe-tsaina ao anaty ahafahana miatrika ny olana rehetra. Maro ny mihevitra fa anisan’ny mahatafita ny ankamaroan’ny olona sy ny mpandraharaha maro ny vintana. Betsaka amin’izy ireo ihany koa […]




