Mois : août 2025

VAOVAO TAMBATRA

Nanatanteraka atrikasa ho fampiharana ny tarigetra faha-15 ao anatin’ny rafitra iraisam-pirenena momba ny fahasamihafan’ny biolojia Kunming, Montreal, ny minisiteran’ny Tontolo iainanana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, (Medd), omaly. Fantatra tamin’izany fa maherin’ny 90% ny zavamananaina tsy fahita raha tsy eto Madagasikara. Hotanterahina ny 29 hatramin’ny 31 aogositra ho avy izao, eny […]

« Salon de l’Agronomie 2025 » : Hampiroborobo ny fambolena mahazaka toetr’andro

Hatao eo anivon’ny Oni­ver­siten’Antananarivo, An­ka­tso, ny 1 hatramin’ny 5 septambra ho avy izao, ny “Salon de l’Agronomie 2025”. Man­dray an-tanana ny hetsika ny École supérieure des sciences agronomiques (ESSA), izay mikendry ny hampiroboroboana ny fambolena maharitra sy ny fananganana rafitra ara-tsakafo mahazaka ny fiovan’ny toetr’andro, ara-toekarena ary ara-tsosialy. « Fambolena […]

Maka lesona!

  Afakampitso no hiakatra kianja indray ny Barean’i Madagasikara. Mbola mamerovero sy tsy mety lefy ny hafalian’ny mpiray tanindrazana. Mipololotra avy ao anaty ny fahasambaran’ny vahoaka 30 tapitrisa manerana ny Nosy. Na inona na inona satam-piarahamonina, na manao ahoana na ahoana ny fari-piainana dia Barea ihany no resaka. Ankoatra ny voka-dalao […]

Madagascar Airlines : Manohy ny asany ny tale jeneraly, i Thierry de Bailleul

Araka ny vaovao hita omaly, avy eo anivon’ny orinasa Madagascar Airlines, nohavaozina ny fe-potoana hiasan’ny tale jeneraln’ity orinasa ity. Mitohy ny sidina! Tohi­zana ny asa! Nana­mafy i Madagascar Air­lines, omaly, tao anaty taratasy ofisialy, fa mbola manohy ny asa maha tale jeneraly azy eo anivon’ity orinasa misehatra amin’ny zotram-piaramanidina malagasy […]

TSELATRA

Ilan-tanan’olona havia hitan’ny zandarimaria teny amin’ny moron-dranomasina Antalaha, ny alatsinainy 25 aogositra teo. Lehilahy no tompon’io tanàna io, araka ny fizahan’ny tomponandraikitra. Tovolahy nanolana ankizivavy 11 taona nosamborin’ny zandarimaria tao amin’ny kaominina Ambani­tsena, distrikan’i Manjakandriana, afakomaly. Nipetraka tao amin’ny rahavavin-dreniny io ankizivavy io. Mpanampy tao an-trano no nahavanon-doza. Polisy miisa […]