Mois : septembre 2025

Seho niavaka: Mankalaza ny faha-15 taona niorenany ny CTP

Nosokafana tamin’ny fomba miavaka tao Antsahamanitra, ny alahady lasa teo, ny fankalazana ny faha-15 taona nio­rean’ny Chorale Trompetran’ny polisim-pirenena (CTP). Tonga maro nanotrona izany ireo mpino kristianina sady nanome voninahitra an’Andriamanitra, ka nahafeno hipoka ny kianja. Fahombiazana tanteraka, araka izany, ny hetsika, satria tsy vitan’ny nanaitra ny saina sy ny […]

183 tapitria Ar nahodinkodina : Olona miisa telo naiditra eny Antanimora

Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly, fantatra izao fa nisy fandaniam-bola tsy ara-dalàna tao amin’ny hopitaly « Centre hospitalier de références de district (CHRD II) » Itaosy. Araka ny tatitra navoa­kan’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (Bianco), omaly, tao anatin’ny tambajotran-tserasera, vola mitentina 183 092 109,71 […]

INDRAY MIJERY

Mikarakara fanenana hetra faobe ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.Tanjona ny hanampiana ny olom-pirenena hahafeno ara-potoana ny adidy amin’ny hetra, izay fototra iorenan’ny fanatsarana ny asa sy ny tolotra eto Antananarivo. Ny hetra no anjara biriky amin’ ny fampandrosoana ny tanàna. Manomboka ny tetikadim-pirenena momba ny “Digitalisation” ho an’ny fampianarana teknika sy […]

MESUPRES : Apetraka ny University Innovation Pod (UniPod)

Vita tamin’ity herinandro ity ny fanaovan-tsonia fifa­­na­raham-piaraha-miasa teo amin’ny minisitry ny Fampi­ana­rana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chami­nah Loulla, sy ny solontena maharitry ny Pnud eto Mada­gasi­kara, i Edward Christow. Fametrahana ny Univer­sity Innovation Pod (UniPod) no nifantohan’ny fiaraha-mi­asa. Tetikasa novolavolain’ny fitaleavana momba ny fikarohana sy ny haivao (DRI), […]

Maintimolaly Musea: 15 mianadahy nahavita fiofanana

Efa manomboka ny fandaharanasa tantsoroka vaovaon’ny Education USA Madagascar amin’io volana oktobra io. Sehatra hizaran’ireo maintimolaly ao amin’ny Musea sy USGA traikefa sy torolàlana ho an’ny tanora maniry ny hanohy fianarana any Etazonia izy ity. Izy ireo miaraka amin’ny fikambanan’ny Malagasy mpianatra nandrato fianarana ambony tany Etazonia U.S. Gra­duate Association […]