Vehivavy 20 isa navoaka sy nahazo mari-pahaizana, omaly, tetsy Ambatoroka. Nanaraka ny fiofanana momba ny zaitra teo anivon’ny WMG izy ireo. Navoaka tetsy Ambatoroka, omaly, ireo vehivavy 20 isa. Nandranto fiofanana mahakasika ny zaitra sy rafia teo anivon’ny Wednesday Morning Group (WMG) izy ireo. Nampitondraina ny anarana hoe: “Kanto” ity […]
Mois : septembre 2025
TARATRY ny KANTO
Hanomboka anio ny fitsapam-pahaizana ho an’ireo maniry ny hianatra ao amin’ny Anac. Isan’andro, manomboka amin’ny 9 ora maraina izany, etsy Anosy. Mahakasika ny taranja rehetra toa ny dihy izay mbola mizara zana-tsokajy, ny zavamaneno rehetra, ny “éveil musical”, ny orikesitra, kabary, sns, izy ity. Natao mba hamaritana ny fahaizana efa […]
Tarika AmbondronA : Hampiaraka talenta amin’ireo mpitendry hafa
Tsy misy fefy ny mozika! Efa nanaporofo ary mbola manohy izany ny tarika AmbondronA. Hamafisin-dry zalahy indray ilay fisokafana amin’ny mozika, amina namana mpitendry hafa manana ny fironany, mandritra ireo seho roa hotontosaina ny zoma 19 septambra sy ny alahady 21 septambra izao. Tontosa omaly mantsy ny famerenana farany nataon’ny […]
Fivelaran’ny talenta: Ny saina mihitsy no simba
Ilaina ny mahay solfezy. Setriny: « ny razantsika tsy nahafantatra na tongotra naoty iray aza ». Ilaina ny manatrika fiofanana ho fanatevenam-pahalalana. Setriny: «efa voafehinay tsara io. Izahay aza no tokony hampianatra»… Taona 2025, mbola tafajanona amin’izany hadihevitra izany ihany no heno eo amin’ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Ilay saina na foto-pisainana no […]
Rado Ramaherison : “Toy ny fahaizana mihira, mila talenta ny fiantsana tononkalo”
Manomboka miroborobo fatratra ankehitriny ny hetsika hoenti-miantsa tononkalo. Mahasarika talenta vao eo amin’ny tontolon’ny soratra rahateo izy io. Samy manao izay hampiavaka ny azy ny mpikarakara sy ny mpiantsa tsirairay. Milaza ny heviny i Rado Ramaherison, mpanoratra. Gazety Taratra (*): Miroborobo fatratra ny fiantsana tononkalo ankehitriny. Mora hatao ve izy […]




