Mois : septembre 2025

Fitantanam-panjakana : Miantoka ny fitandroana ny filaminam-bahoaka ny governemanta

Ankoatra ny fampandehanan-draharaham-panjakana, miantoka ny fiarovana ivelany amin’ny alalan’ny diplaomasia sy ny fiarovana ny lafintany ny governemanta. Eo koa ny fiantohana ny filaminana anatiny sy ny fitandroana ny filaminam-bahoaka. Andrana famakafakana… Ny teny hoe governemanta dia niseho ta­min’ny taonjato faha-XII, avy amin’ny matoanteny latinina ary mifandray na nindramina avy amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hiditra ao anatin’ny andiany faha-2 ny « Bir’Art Festival ». Hetsika kolontsaina an-tanàn-dehibe tanterahina ao Antsirabe, renivohitr’i Vakinankaratra. Ireo zavakanto fahita eny an-tanàn-dehibe no handrafitra ny fandaharam-potoana ny 26 septambra sy ny 27 septambra izao. Anisan’izany ny « parkour », « fresque murale », « danse », « percussions » ary ny « slam ». Ankoatra ireo mpanakanto avy eto an-toerana, ho […]

« Festival Ant’sary doc Mada »: Handray ny hetsika i Bemasoandro

Tsy ho an’Antananarivo ihany. Hivelatra ho an’ny mponina eny Bemasoandro ny « Festival An’Tsary Doc Mada », andiany fahatelo, izay hanomboka rahampitso. Hato­kana ho an’ny horonantsary fanadihadiana, izay foronina kanefa mifototra amin’ny lohahevitra misy sy iainana ny « Festival An’Tsary Doc Mada ». Nampahafantarin’ny mpikarakara, omaly, ny andinindininy momba izany, tetsy amin’ny IFM Analakely. […]

Lamaody sy filatroana : Nodimandry Raman

Fantatra teo amin’ny tontolon’ny filatroana sy ny famoronan-damaody i Mandresy Razafindrakoto na Raman. Nodimandry ny talata teo, rehefa avy nolazoin’ny aretina nandritra ny taona maro izy, araka ny nampitain’ny fianakaviany. Mpilatro nanomboka ny taona 1995, ary anisan’ireo voalohandohany nitondra fivoarana ho an’ity sehatra ity Raman. Izy rahateo no voafidy ho […]

« Indray andro hono… » : Tsy ho hita anaty fanabeazana intsony ny angano

Tahaka ny firenen-drehetra maneran-tany. Manana ny fomba hitaizany ny taranany ny Malagasy. Iray amin’ireny ny fitantarana angano. Nihavery tsikelikely anefa izany… Afaka dimy taona, tsy ho heno intsony anaty fanabeazana izy io. Indray andro, hono… Tsy hahafantatra intsony izay momba ny angano nisy teo amin’ny tanindrazany ny Malagasy. Araka ny […]