Nigadona tao Moramanga ireo fiarabe manokana mitatitra ny milina 105 MW hampiakarina aty Antananarivo, ny zoma hariva teo. Tonga tany an-toerana, ny alina, ny Praiminisitra, ny jeneraly Zafisambo Ruphin Fortunat, nijery ifotony ny fizotry ny asa atao. Nanotrona azy teny koa ny minisitry ny Asa vaventy (MTP) teo aloha, Rafidison […]
Mois : octobre 2025
Melaky : Fitrandrahana hazo tsy ara-dalàna
Notanterahina ny 2 oktobra teo, tao amin’ny biraon’ny Prefektioran’i Maintirano, ny fihaonana teo amin’ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd) faritra Melaky, andaniny, sy ireo mpisehatra amin’ny fitrandrahana hazo rehetra ao Maintirano, ankilany. Nampahatsiahivina azy ireo ny lalàna sy ny fitsipika mifehy ny fitrandrahana izany. Notsindrina manokana […]
Mahajanga: Sigara hosoka 57 600 « cartouches » avy any Azia
Miady amin’ny trafika hatrany ny ladoany malagasy. Sarona tao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga, ny 22 septambra teo, ny « cartouches » sigara hosoka, « Good look », miisa 57 600 fonosana. Nahazo antontam-baovao avy amin’ny Ladoany renioney ny Fadintseranana malagasy. Voalaza fa misy kaontenera mampiahiahy ny entana ao anatiny avy any Azia. Nigadona tany amin’ny seranan-tsambon’i […]
INDRAY MIJERY
Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Maki Andohatapenaka ny fivoriambe faha-29 ny synodam-paritany Antananarivo Andrefana (SPAA 10) ao amin’ny sahan’ny FJKM. Natao tamin’izany ny fiarahabana ireo mpiasa vaovao hiasa ao anatin’ny synodam-paritany. Mamokatra be, mamokatra tsara, mamokatra maharitra, izay no hafatra nentin’ny filohan’ny FJKM nandritra izany. Anisan’ny iharan’ny fikorontanana noho ny hetsi-bahoaka […]
Vaksiny Anti-HPV : Natao ho an’ny ankizivavy mbola virijiny
Hanomboka amin’ity herinandro ity ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza, ho an’ny ankizivavy 9 ka hatramin’ny 14 taona, manerana ny Nosy. Efa nisy ny fitetezam-paritra nataon’ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamana nanentana tamin’ny toerana rehetra sy ny sekoly ho fandresen-dahatra ny tanora eo amin’io taona io sy ny ray aman-dreny hampirisika […]




