Tsy tokony ho variana fa mbola misoko-miadana ny valanaretina Mpox. Ny zoma teo, nisy ny tranga vaovao voamarina miisa 8 ka ny 4 tany Mahajanga, ny 3 Antananarivo ary ny 1 tany Ifanadiana, raha ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Fitambaran’ny tranga voamarina rehetra hatramin’ny nitrangan’ity aretina ity dia mahatratra 312, […]
Mois : février 2026
Fikambanan’ny olona varira : Aiza ny famaizana ireo mpamono olona
“Manoloana ny tranga feno habibiana famonona olona manana toetena varira tao Mampikony, mampanontany tena hoe, aiza ny minisitera tomponandraikitra sy ny fitsarana amin’izao tranga mampalahelo izao?” hoy ny filohan’ny fikambanan’ny olona manana toetena varira, Soja Fulgence. Aiza ireo milaza azy ho mpiaro ny zon’olombelona toa tsy ahenoana teny? Mitsangàna isika […]
Fanolanana ankizy tsy ampy taona: Mendrika famosirana ireo nahavanon-doza
Anisan’ny sazy tsara hampiharina ny famosirana ho an’ireo olona nahavanon-doza nanolana ankizy tsy ampy taona. Mafy loatra ny takaitra entin’ireo ankizy ary tsy tafarina ny ratra ara-batana sy ara-tsaina aterak’izany. Manoloana ny firongatry ny fanolanana ankizy tsy ampy taona sy ny fanararaotana ara-nofo mahazo azy ireo dia nilaza ny solombavambahoakan’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy ny fanamboaran-dalana eto an-dRenivohitra sy ny manodidina. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny asa, toy ny eny amin’ny lalana RR05 Ambohimanambola–Masindray. Vita ny «radier», mandeha ny fanaovana ny rarivato miaro ny fantsona fikorian’ny rano. Mandeha ny asa eny amin’ny vahilava Anosizato, Andohatapenaka, Ampasika, Andohatapenaka Makis. Miverina miandalana ny asa […]
Toamasina : Niaka-bidy avo telo heny ny kojakoja fanaovan-trano
Miaina tanteraka anaty fahasahiranana ny mponina ao Toamasina. Mavesatra ny takaitra navelan’ny rivodoza Gezani, ny 10 febroary teo, ary tena mafy ny fanarenana ireo fotodrafitrasa simba. Manodidina ny 95% ny tokantrano potika tanteraka. Tsapan’ny mponina fa anisan’ny rivodoza tena nahery vaika iny rivodoza iny. Tena maha maika ny mponina amin’izao […]




