Vonona hanohana sy hanandratra avo ny fandraharahan’ny orinasa madinika sy salantsalany ny filohan’ny filankevi-pitantanana vaovaon’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy, Rabetsivoh Claudia. Lany ho filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) vaovaon’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) Rabetsivoh Claudia, taorian’ny fivoriambe nataon’ireo mpikambana ny talata teo. Izy, araka izany, no vehivavy mpandraharaha voalohany hitarika ny fikambanana hatramin’izay […]
Mois : février 2026
FANTINA sy FINTINA
Tonga nanao veloma ny praiminisitra, Rajaonarivelo Herintsalama, teny Mahazoarivo, omaly, i Alice Nzomukunda, solontenan’ny Vondrona Afrikanina teto Madagasikara nandritra ny roa taona. Nankasitraka ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanodinkodinam-bola ary amin’ny fanamafisana ny fitantanana mangarahara ity solontenan’ny Vondrona afrikanina ity, tamin’izany. Afaka misitraka ny […]
Fanadinana mpianatra ho mpitsara : Manahy fisiana endrika kolikoly ny KMMGB
Namoaka fanambarana ny Komity manokana miady amin’ ny gaboraraka (KMMGB), omaly, ny amin’ny fisiana kolikoly amin’ny valim-panadinana fidirana mpinatra ho mpitsara ao amin’ny Sekolim-pirenena mpianatra ho mpitsara sy mpirakidraharaha (ENMG) tamin’ ny 17 sy 18 ary 20 febroary lasa teo. Ahitana ireo ray aman-drenin’ny mpiadina sy ireo mpiadina manerana an’i […]
Ny tody tsy misy!
Mihazakazaka ny toe-draharaha mahakasika olom-bitsy na vondron’olom-bitsy misafidy ny lalana sadasada. Tsy mahagaga izany fa noho ny tombontsoa ifandroritana dia misy hatrany ny mpanoha-randrana sy mamadika namana. Tranga mateti-piseho eny anivon’ny fiarahamonina rahateo io tiatiakely sy manao rapadango, tsy mahay izay iafarany io. Mahavelom-bolo ny tsy fisian’ny tsimatimanota. Mahafinaritra […]
Harena azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna : Maromaro ireo olon’ny fitondrana teo aloha enjehina
Namoaka ny tatitra momba ireo fananana sy harena azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna ny eo anivon’ny sampandraharaha misahana izany (Arai), omaly. Anisan’ny tsy afa-bela amin’izany ireo olon’ny fitondrana teo aloha. Manodidina ny 200 miliara Ariary mahery ny vola nogiazan’ny sampandrandraha misahana ny famerenena amin’ny fanjakana ireo harena azo tamin’ny tsy […]




