Renim-pianakaviana vao teraka dimy volana nosamborin’ny ny polisim-pirenena teny Besarety, afakomaly. “Nisoloky vola mitetina 10 tapitrisa Ar tamina ramatoa iray io renim-pianakaviana io”, hoy ny fanazavana voaray teny amin’ny kaomiseran’ny polisy Alasora. Nilaza izy fa manana tetikasa ahafahana manodim-bola anatin’ny fotoana vaofaritra. Mifototra amin’ny fanaovana asa tanana vita amin’ny rafia […]
Mois : février 2026
Adin’ny samy mpanofa trano: Tompon-trano maty voatsatok’antsy
Nampivarahontsana ny zava-nitranga tao Andranomadio, Tomasina, omaly. Nifamaly noho ny resaka fanitso ny samy mpanofa trano tamin’io fotoana io. Raha ny fantatra, niady ho samy tompon’ny tafon-trano izy ireo. Tsy nisy nanaiky fa nitohy tamin’ny fifamaliana sy fanompana ary lasa fifampikasihan-tanana izany avy eo. Raikitra ny totohondry sy fandraisana antsy teo […]
Anjiro : Lamanisina nivadika, olona roa namoy ny ainy
Namoizan’aina olona ny lozam-pifamoivoizana an-dalamby tao Anjiro, omaly maraina. Fihotsahan’ny tany tao ambany lalamby no niteraka ny loza. Nihotsaka tampoka ny tany tao ambany lalamby ka nitarika fivadihan’ny lamasinina teny amin’ny kaominina Anjiro, PK 77+750, omaly maraina tamin’ny 2 ora sy sasany. Niainga avy ao Antananarivo io lamasinina io, araka […]




