Nitaky ny hananana fitantanana jeneraly mahaleo tena ny mpiasan’ny sampandraharan’ny Fiompiana. Nitondra fanazavana, omaly, ny ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Nambaran’ireo solontena maromaro, nisolo tena ny minisitra, izay tsy eto an-toerana, fa tsy afaka tanterahina ny fanasarahana ireo sehatra ireo. Voalohany, manodidina ny 2 000 ny totalin’ny mpiasa, […]
Mois : février 2026
FSRP-CGIAR: Vahaolana ho an’ny tantsaha ny voka-pikarohana
Aparitaka eny amin’ny tantsaha ny fampiharana ny voka-pikarohana mahakasika ny fambolena sy ny fiompiana ataon’ireo Malagasy teknisianina. Tanjona ny hanavaozana ny rafi-pamokarana entina hampitomboana ny vokatra. Mikendry ny hanarenana ny rafi-pamokarana raha sendra misy voina mianjady vokatry ny fiovan’ny toetr’andro ny tetikasa mahakasika ny fanjarian-tsakafo miarina (FSRP). Miara-manatanteraka azy ny […]
FANTINA sy FINTINA
Lasa any Toamasina, efa hatry ny omaly, ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, mivady. Hiatrika ny fiomanana amin’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani miaraka amin’ny vahoaka any an-toerana ny tenany. Tsiahivina fa hiditra an-tanety, anio alina, eo anelanelan’i Mananara Avaratra sy Vatomandry izany rivodoza izany. Tsy misy didy fampisamborana mivoaka momba ny […]
Fitantanana ny firenena : Niantso fahamailoana ny depiote Randrianasolo Nicolas
«Ny lalàmpanorenana no nametraka ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, fa tsy araka ny fivoizana ny raharaha etsy sy eroa», hoy ny depiote Randrianasolo Nicolas. Niantso ny Filoham-panjakana mba ho mailo ity depiote voafidy tao Betroka ity. Nisarika ny sain’ny rehetra koa izy mba hiray hina ka hanampy ny fitondram-panjakana, […]
Kolonely Randrianirina Michaël: “Efa nandraisana fepetra ny zandary nihoa-pefy”
Nanamafy ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, omaly, teny Ivato, fa efa nandraisana fepetra ny zandary nihoa-pefy. ”Tsy ny zandary no ratsy fa nisy ny nanaratsy endrika”, hoy izy. Niatrika ny fanombohana ny fikaonandohan’ny Zandarimariam-pirenena, teny amin’ny CCI, Ivato, omaly, ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny […]




