Mois : avril 2026

Fandrobana ny volam-panjakana: Mitaky ny tohin’ny fanadihadiana ny KFM/Cnoe

Nankasitraka ny fangaraharahan’ny Fitsarana momba ny kaonty araka ny tatitra ny taona 2025 ny KMF/Cnoe, araka ny nambaran’izy ireo ny herinandro teo. Notsiahivin’izy ireo tamin’izany fa mitentina 3 811 miliara Ar ny very, tsy tafiditra tao amin’ ny kitapombolam-panjakana. Notsiahivin’ity fiarahamonim-pirenena ity ny fanambaran’ireo rafitra mpanara-maso ny fitantanan-draharaham-panjakana sy ny […]

Gymnastique Rythmique : Nahazo fitaovana ireo klioba

Nahazo fitaovana avy amin’ny Federasionina malagasin’ny gymnastique, ireo klioba vao avy niatrika “Master class”, ny 16 avrily lasa teo. Tsy mitsahatra ny mampiroborobo ny taranja ny eo anivon’ny Federasi­onina malagasin’ny Gymnas­tique. Ho fampirisihana sy fanohanana ireo klioba sy ny atleta ao aminy, nisy ny fanomezana fitaovana ho azy ireo avy […]

Afro beat : Manohy ny lalany i Onel Jet

Velonjara Jet-lee, anarana feno. “Onel Jet” ao anatin’ny fikirakirana ny hira sy ny mozika. Ny fivoizana ny “Afro beat” no ifotorany. Nandritra ny taom-pahazazany no efa liana tamin’ ny famoronana tononkalo miady rima i Onel Jet. Ireo trangam-piarahamonina no akora fototra entin’i Onel Jet manefy ireo tononkirany. “Misy hafatra mafonja […]

« Tsapiky Festivaly »: Fandresena hoan’i Toliara sy ireo mpanakantony

Fotoan-dehibe, sambany nanandratana endri-kolontsaina mampiavaka ny faritra atsimo ny « Tsapiky Festival ». Nandihy tsapiky ny iray kianja tao Andaboly, Toliara… Nanomboka tamin’ireo vahoaka nanotrona, ireo manam-pahefana isan’ ambaratongany ka hatrany amin’ny filohan’ny Fanavao­zana ny Repoblika, samy ni­tsangana nipikelika avokoa. Ny anton’ny « havoria », ny fanolorana ny gadona tsapiky […]