Nahafaty olona ny aretina tazomoka tao amin’ny distrika Antananarivo Avaradrano. Niakatra be ny olona marary ka mila fanaraha-maso akaiky ny fifehezana ny aretina. Nidina teny an-toerana ireo mpiasan’ny fahasalamana sy ny mpandrindra nasionaly ny ady amin’ny tazomoka, ny alahady 17 mey 2026 teo nanamarina ny zava-misy eo anivon’ny hopitaly Anosy […]
Mois : mai 2026
Finoana silamo : 74 hamonjy Hajj any La Mècque
Toy ny fanao isan-taona, manao fivahinianana masina na ny Hajj any La Mècque ny mpino silamo maneran-tany. Ho an’ny eto Madagasikara, samy manao izay tratry ny heriny ny antokom-pinoana na fikambanana isanisany. Anisan’ireny ny eo anivon’ny Amana group. Nandefa olona 74 mianadahy izy ireo. Maharitra dimy andro izany. Natao ho […]
EPP sy CEG Nanisana: Mpianatra 3 900 hikirakira tablette avy amin’ny Orange
Sekoly maromaro eto Antananarivo no hisitraka fampitaovana avy amin’ny Orange Madagasikara, ao anatin’ny fandaharanasa sekoly niomerika ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Nahazo ny anjarany ny EPP sy CEG Nanisana, omaly. Nitombo isa ny sekoly manome fanabeazana niomerika eto Madagasikara. Nanomboka omaly, niditra amin’ny fikirakirana fitaovana niomerika avy amin’ ny orinasa Orange […]
SOMBIM-BAOVAO
Namoaka ny lisitr’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Portugal, hiatrika ny Mondial 2026, ny mpanazatra Roberto Martinez, afakomaly. Mbola tazana anatin’izany ilay kalaza portiogey, Cristiano Ronaldo. Tsara marihina fa ity portiogey ity, mpilalao nanatrika Mondial betsaka indrindra, araka ny fikarohana natao, ity no fiadiana ny amboara maneran-tany fahenina atrehany. Taorian’ny fivoriana […]
Basikety 3×3 : Fantatra ireo mpilalao hanao “World Cup”
Nivoaka omaly, ny lisitra ofisialin’ny ekipa malagasy Ankoay, lahy sy vavy, hiatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety lalaovin’olona 3, izay hatao any Cameroun, ny 1 hatramin’ny 7 jona ho avy izao. Eo amin’ny sokajy lehilahy, mandrafitra ny ekipa i Solondrainy Alpha Arnol, Rakotovao Marco, Randriamampionona Elly ary Rasolomanana […]




