Après avoir réussi à accéder à Ambohijatovo avant-hier, sans rencontrer de résistance car les Forces de l’ordre se sont repositionnées à l’entrée d’Analakely, les manifestants de la Gen Z reviennent à la charge et tentent cette fois de pénétrer sur la place du 13 mai où toutes les voies d’accès […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsenan’Analakely : Nahitana fisondrotana avokoa ny vidin’ny voamaina
Amin’izao vanim-potoana sarotra lalovan’ny firenena izao, niezaka nanao fanadihadiana teny amin’ ireo mpivarotra eny Analakely izahay. Fantatra taorian’izay fa niakatra ny vidin’ ny voamaina. «Sarotra!» Ao anatin’izao fotoanan’ny tolona izao, miharihary ny tsy fahampiana sy ny fiakaran’ny vidiny eo amin’ny entana eny an-tsena, indrindra fa ireo vokatra fototra ilain’ ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Niverina ny delestazy nanomboka omaly. Sady vao mainka nihamafy satria naharitra adiny telo hatramin’ny adiny 4. Nilaza ny teknisianin’ny Jirama fa nifanojo tamin’ilay rotsakorana ihany koa, ka nisy ny milina simba, toy ny zana-toby (sous-station) teny Antanandrano, izay mamatsy ny faritr’Ambohitrarahaba, Analamahitsy, Amboditsiry, sns. Efa madiva maraina vao niverina tamin’ny […]
Volana oktobra : Tsy niova ny vidin-tsolika
Sambany! Tokony hiova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, satria manaraka ny fiovaovany eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Efa nampiharina nanomboka ny volana janoary 2025 izany. Mandeha ho azy ny fanovana, saingy tsy mihoatra na latsaky ny 200 Ar, araka ny fifanarahana tamin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) sy ny fanjakana malagasy. Tsy niova […]
Hevitra ampiadiana… hilaminana
Saika fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy mahita tombontsoa amin’ny korontana, indrindra rehefa misy ny fanahiana izany na efa mby amin’izany ny toe-draharaha misy sy iainana. Toy izao… Fomba fiteny ihany izany, fa tena misy ny mikendry sy mahita ary mahazo tombontsoa manokana amin’ny korontana. Very tombontsoa amin’ny fisiana […]




