Auteur/autrice : Adnews

Fisandohana sy fisolokiana: Pasitera iray voaheloka higadra  5 taona

Niakatra tetsy amin’ny Fi­tsarana ambony Toamasina, sampana misahana ny ady heloka bevava, ny alatsinainy 24 novambra teo, ny antotan-taratasin’ady lah. 83-Toa/25. Hanenjehan’ny fitsarana an-dRamilison Jean Emile, pasitera amin’ny fiangonana zandriny iray ao amin’ny kaominina Ambanivohitra Toamasina izy ity. Anisan’ny loham-piampangana azy ny fihazonana olona an-keriny (séquestration de personne) sy fisandohana […]

Famonoana an’ i Tahina : Migadra mandra-pahafaty i Djailane sy i Zafilahy

Asa an-terivozona mandra-pahafaty sy onitra 80 tapitrisa Ar no didim-pitsarana navoakan’ny Fitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava Toamasina, omaly, nandritra ny fotoam-pitsarana ny raharaha anenjehana an’i Djailane Abdalah, 23 taona, sy i Zafilahy Fidelis Tsiahoana na i Le Baba, 21 taona. Niatomboka tamin’ny 9 ora sy 35 minitra ary […]

INDRAY MIJERY

Eto Madagasikara, mitodika any amin’ny fivavahana ny 40% ny olona rehefa misy olana ara-tsaina miseho eo aminy. 32,5 % manatona mpitsabo manokana toy ny psychiatre ary 2,5% mandeha eny amin’ny mpitsabo nentim-paharazana. Ireo ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ny tomponandraikitry ny fahasalaman’ny saina. Amin’ny ankapobeny, maharitra enim-bolana fara fahakeliny ny fihinanana […]