Am-periny tanteraka amin’ ny hiatrehana ny fikaonandoham-pirenena, iarahana amin’ ny FFKM, ireo antoko politika sasany amin’izao fotoana izao. Ho an’ny eo anivon’ny Irmar, efa nanolotra ny sori-dalana tamin’ny iraky ny Sadc sy ny Vondrona afrikanina (UA) farany teo izy ireo mba hoentina amin’ny fihaonambem-pirenena. Efa an-dalam-pamolavolana ny tondrozotra koa ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Miara-miova… hanova
Saika foto-dresaka amin’izao ny hoe fanovana? Raha vao trangan-javatra tsy araka izay iheverana azy: izany ve ny hoe fanovana? Manara-maso ny olona, sarotiny, tsy manaiky lembenana… Amin’izany, ambenti-teny ny hoe fanovana toe-tsaina. Mby aiza? Eo indrindra izao… Ny zava-misy iainana ve no manova ny toe-tsaina sa ny toe-tsaina no […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Miainga any amin’ny Faritra ny fanavaozana”
Sambasamba… Nidina ifotony voalohany tany amin’ny faritra ny filoham-panjakana, ny kolonely Randrianirina Michaël. Nambarany fa hiainga avy aty Toliara ny atao hoe fandrosoana. “Antenaintsika fa hiainga avy aty Toliara ny atao hoe fandrosoana. Ny tena anton-dianay aty, mampiseho ny fihainoana anareo vahoaka”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina […]
TSELATRA
Raharaha fanapoizinana ara-tsakafo niseho teny Ambohimalaza, ny 14 jona lasa teo. « Mbola maro ny olona tokony hohenoina sy hanaovana fanadihadiana », hoy ny minisitry ny fitsarana, Fanirisoa Erinaivo. Mbola ao anatin’ny fihainoana ireo mbola velona rehetra izay nahita ny zava-nitranga ny mpanao famotorana. Anisan’izany ireo papasaosy voatonona tamin’iny raharaha iny. Fiara […]
Fihinanana soka-dranomasina : Tafakatra dimy ireo namoy ny ainy
Tafakatra dimy ireo olona namoy ny ainy vokatry ny fihinanana soka-dranomasina antsoina hoe: fano, tany amin’ ny fokontany Sahorana, fokontany Ampasimpotsy, kaominina Fenoarivo Atsinanana, hatramin’ny omaly. Raha ny fanazavana voaray, vehivavy sy ankizivavy vao enin-taona ireo namoy ny ainy ireo. Am-polony ny olona marary sy mbola manaraka fitsaboana any amin’ny […]




