Auteur/autrice : Adnews

Fampianarana teny anglisy : Maherin’ny 650 ireo nisitraka fiofanana

Nanao jery todika ny tetikasa sy fandaharanasa momba ny fampianarana teny anglisy ny sampandraharahan’ny serasera sy kolontsaina ao amin’ny masoivoho amerikanina sy ireo mpiara-miombona antoka. Miisa 650 mahery ny mpiasam-panjakana ambony sy mpampianatra ary mpianatra nisitraka fiofanana fanamafisana ny fahaiza-manaony amin’ny fikirakirana ny teny anglisy mifandraika amin’ny sehatra misy azy […]

Faritra miisa 23 : Hanatanterahana vaksiny miaro amin’ny kitrotro sy poliomelita

Hotanterahina ny 5 ka hatramin’ny 9 oktobra ho avy izao ny fanaovam-baksiny faobe miaro amin’ny aretina poliomelita sy kitrotro, miaraka amin’ny fizarana vitamine A manerana ny Nosy. Zava-dehibe ny famerenana ny fanaovam-baksiny hampiakarana ny hery fiarovan’ny ankizy. Tamin’ny taona 2018, nahazo ny «label polio free», na hoe, foana ny poliomelita […]

Masoivohon’i Chine, Ji Ping: Nankasitrahina noho ny zava-bitany

Niasa sy nonina teto Madagasikara nandritra ny telo taona ny masoivohon’i Chine, Ji Ping. Ankehitriny, handao an’i Madagasikara izy ka nahazo fankasitrahana. Notoloran’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ny “C ” izy noho ny zava-bitany teto amin’ny firenena. Niavaka i Ji Ping tamin’ny anjara biriky nentiny ho fanamafisana ny fifandraisan’ny tany […]

«Fos’Art Festival 2026 »: Ny zavakanto hanehoana firaisankina

Fandaharana sy fanehoana zavakanto maroloko, fampirantiana taozavatra sy asatanana, hainahandro, seho sehatra… Hanana ny mampiavaka azy ny « Fos’Art Festival 2026 ». Iray amin’ireny ny fisongadinan’ny firaisankina. Hetsika iray hampihaonana zavakanto marolafy. Tsy izay ihany fa hanehoana firaisankina sy fihavanana ho fifanampiana amin’ny mpiray monina koa ny « Fos’Art Festival ». Ho­ton­tosaina ny sabotsy […]

VAOVAO TAMBATRA

Hividy Boeing 737-700 ho an’ny Madagascar Airlines ny fanjakana, araka ny tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra ny talata teo. Hanamafy ny fahafahan’ny kaompania manatanteraka fitaterana ana habakaba anatiny sy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny tetikasa. Ity farany izay tafiditra anatin’ny fanarenana ny orinasa. Marihina fa miisa dimy ny ATR […]