Hita faty tao an-tokotanim-pasana, tao anaty kirihitra, ny lehilahy iray, tetsy anelanelan’Alarobia sy Ivandry, boriborintany fahadimy, omaly maraina. Tsy hita nanomboka ny alakamisy 30 avrily teo izy. Tapaka ny tanany havia ary efa simba ny ilan-tanana havanan’ny lehilahy iray hita faty tao anaty kirihitra, tetsy anelanelan’ Alarobia Amboniloha sy Ivandry, […]
Auteur/autrice : Adnews
Can U17 2026: le Maroc défend son titre à domicile
Le coup d’envoi de la Coupe d’Afrique des Nations U17 2026 sera donné le 13 mai au Stade Prince Moulay El Hassan de Rabat. Et qui mieux que le pays organisateur et champion en titre pour ouvrir le bal. Les Lionceaux de l’Atlas, qui reçoivent pour la deuxième fois consécutive […]
Gymnastique Rythmique: Top 7 Rakotonirina Tiara, tany Afrika Atsimo
Niatrika voalohany ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Gymnastique Rythmique, ny atleta malagasy, Rakotonirina Tiara, ny faran’ny herinandro teo. Fifaninanana izay notontosaina tany Afrika Atsimo. Tsara ny vokatra ho azy satria na vao sambany aza izy no nifaninana teo amin’ny sehatra afrikanina dia efa tafiditra sahady ao anatin’ny Top 7. […]
Tetikasa Miatrika: Hanampy ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro
Tetikasa iray ahitana fandaharanasa 12, anisan’ny novolavolain’ny minisitera sy rafitra tomponandraikitra samihafa, toy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Croix rouge Malagasy ny Miatrika. Drafitra nasionaly natao hiatrehina ny fiovan’ny toetr’andro. Ho hatsaraina sy hamafisina ireo fandraisan’andraikitra efa nisy niatrehina ny loza sy ny tandindon-doza hatramin’izay. Eo koa ny fampiharana […]
Rivodoza sy tondradrano : Hamafisina ny fiomanana mialoha ho an’ny faritra telo
Ho fiatrehana ny loza voajanahary, toy ny rivodoza sy tondradrano dia misy ny atrikasa ny irahan’ny BNGRC sy ny mpiray ombon’antoka. Mifantoka amin’ny tetikasa tohanan’ny Vondrona eoropianina aty atsinanan’i Afrika sy ny ranomasimbe Indianina izany. Momba ny asa mialoha, miompana amin’ny fanamafisana ny rafitra rehetra sy ny mpisehatra ao anatin’ny […]




