Ça se précise. Les grandes lignes du calendrier commencent désormais à se dessiner. Le président de la Ceni a annoncé hier un chronogramme pour un référendum prévu en juin 2027 qui sera suivi de l’élection présidentielle en octobre de la même année. Pour certains, cela confirme des orientations déjà pressenties. […]
Auteur/autrice : Adnews
Référendum – Présidentielle : la Ceni donne sa proposition de calendrier électoral
Alors que des voix se lèvent pour remettre en cause la crédibilité de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), dont sa dissolution est même réclamée par la Gen Z, son président Thierry Rakotonarivo se projette déjà vers la tenue des élections en proposant d’organiser le référendum au mois de juin […]
TSELATRA
Hita omaly maraina, teny amoron-dranomasina, ny lohan’ilay vehivavy teratany vahiny, 60 taona, nisy namono tany Mananjary, afakomaly. Tsy lavitra ny trano fonenany ihany ny toerana nahitana azy. Hatramin’izao, tsy mbola nisy ny olona voasambotra sy voarohirohy tamin’iny tranga mampihoron-koditra iny. Marihina fa tompon’ny trano fandraisam-bahiny « Le Jardin de la […]
Fitondran-tena mamoafady ataon’ny zandary: Handraisana fepetra hentitra
Misesisesy ny trangana fihetsika mamoafady ataon’ ireo zandary, indrindra any amin’ny tapany avaratry ny Nosy, tato ho ato. Anisan’ izany ny tranga fanolanana ankizivavy 17 taona iray, tany Marofinaritra Antalaha, ny volana avrily lasa teo. Voatazona nanaovana fanadihadiana noho ny fahaverezana basy izy ary niharan’ny fanararaotana ara-nofo nandritra izany. Mbola […]
Nanaparitaka vola sandoka: Lehilahy iray naiditra am-ponja
Niakatra fampanoavana, omaly, notanana vonjimaika any am-ponja, ny lehilahy iray nahatraran’ny polisy vola sandoka tao Mananjary. Mody nividy entana teo amin’ny mpivarotra ao an-toerana io lehilahy io. Vola sandoka avokoa no nampiasainy. Tsy taitra ny mpivarotra saingy niantso avy hatrany ny mpitandro filaminana hisambotra io olona nikasa hisoloky tamin’ny vola […]




