Niavaka ny fifaninanana “Critérium Enfants”, nokararain’ny UKCM (Union des karatekas ceinture noire de Madagascar) ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Ankoatra ny fitomboan’ny mpandray anjara, izay tafakatra hatramin’ny 250, nisy ihany koa ny fanomezana mariboninahi-pirenena ho an’ireo mpikambana eo anivon’ny UKCM. Mpikambana 20 mianadahy no nahazo izany ary […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Nandrombaka ny amboaran’ny ligy Boeny, nandritra ny famaranana ny fifaninanana nasionaly, dingana voalohany, vondrona B, ny GNBC Analamanga sy ny COSPN Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, resin’ny GNBC tamin’ny isa 73 no ho 62 ny BC Somava Sava. Nolavoin’ny COSPN tamin’ny isa 92 no ho 55 kosa ny Ascum Boeny, teo […]
« LDC 2026 » – Bayern vs PSG : Tsy afaka hilalao i Hakimi
Hotanterahina, anio, ao amin’ny Allianz Arena Munich, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Bayern Munich, ekipa alemà sy ny Paris Saint Germain (PSG), frantsay. Fihaonana izay tafiditra amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions 2026”. Mbola manala vela amin’io fihaonana io ny Bayern, satria efa resin’ny PSG, tamin’ny isa […]
Tsipy kanetibe – « Zone 4 »: Tafaverina an-tanindrazana ny mpilalao avy any Maurice
Nahafapo ny vokatra ho an’ny taranja tsipy kanetibe, ny faran’ny herinandro lasa teo, tany Maurice. Noporofoin’ny Malagasy hatrany fa tsy sahaza ny fahaiza-manaony intsony ny aty Afrika sy ny ranomasimbe Indianina. Tafaverina an-tanindrazana, afakomaly, ny ekipam-pirenena malagasy, tsipy kanetibe. Avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra fahefatra izy […]
Seranan-tsambon’i Toamasina : Tontosa ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa
Tontosa ny 29 avrily teo, tao amin’ny efitrano malalaky ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny fifanaovan-tsonia tamin’ireo orinasa vaovao ho mpiara-miombon’antoka indray amin’ny Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Eo amin’ny sehatry ny fiambenana sy ny filaminana ary ny fanadiovana sy fidiovana izany. Nambaran’ny tale jeneraly fa hisokatra ho […]




