Feo miavaka. Taona maro, tsy teto an-toerana… Marobe ireo efa mangetaheta ny haheno ny feony miainga avy eny an-tsehatra indray… Fantatra izao fa manana fikasana ny hankalaza ny faha-50 taona niakarany sehatra, eto Madagasikara, i Voahangy, amin’ny taona 2027. Ho an’ny mpitia zavakanto, anisan’ny andrasana fatratra ny ho tohin’ity fikasana […]
Auteur/autrice : Adnews
Hira evanjelika : Nahatafita hafatra ny « Miara-midera »
Notanterahina omaly, tao Antsahamanitra ilay fampisehoana rindran-kira evanjelika lehibe nampitondraina ny lohateny: « Miara-midera ». Tamin’ny ankapobeny, hafatra roa lehibe no nampitaina. Fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-36 taona niasan’ i Lalao Andriamahandrisoa ka nisahanany ny andraikitra maha ” chef de choeur ” azy sy hanohizany ny 36 taona manaraka indray. Teo ihany […]
Tontolon’ny haify : Milaza ny tsiambaratelony ny Chef Marius Rafiakarana
Tontolon’ny fandrahoan-tsakafo. Endrika tsy zoviana i Marius Rafiakarana. Iray amin’ireo nitondra fivelarana lehibe eo amin’ny haify. Mandia ny faha-40 taona nirotsahany tao anatin’io sehatra io izy, ankehitriny. «Nanaraka ireo antanantohatra rehetra takin’ny fomba fahandroan-tsakafo aho », hoy i Marius Rafiakarana, izay mandia ny faha-40 taona nandalinany ny tontolon’ny haify. Ilaina hatrany […]
VAOVAO TAMBATRA
Atao ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny tetikasa Progres. Voakasik’izany ny asa any amin’ny faritra Menabe, Matsiatra Ambony ary Amoron’i Mania. Nanatanteraka ny fidinana ifotony, ny 7-12 jolay teo, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo (MiASA) sy ny delegasionin’ny Fida miasa eto Madagasikara, izay mamatsy vola ny tetikasa. Atao isan-taona […]
Tahiry Be : Ahazoana tahan-janabola hatramin’ny 9%
Manamafy ny fiaraha-miasany ny Orange Money Madagascar sy ny Première agence de microfinance (PAMF) amin’ny alalan’ny “Tahiry Be”. Tolotra vaovao fitahirizam-bola ahazoana zanabola hatramin’ny 9% izy io, izay azo ampiasaina amin’ny alalan’ny vovonana M’kajy, na amin’ny alalan’ny kaody #144# ary ny “application” Max it. “Tolotra azon’ny rehetra ampiasaina amin’ny alalan’ny […]




