Auteur/autrice : Adnews

Seranana Ivato : Mpandeha anatiny miisa 216 isan’ora voakarakara

Efa miasa tanteraka ny fotodrafitrasa vaovao mandray ny mpandeha amin’ny zotra anatiny eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato. Nitombo ny isan’ny mpandeha afaka karakaraina sy ny fiaramanidina mivezivezy. Fotodrafitrasa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny efitrano malalaka « hall », mikarakara ny mpandeha amin’ny zotra anatiny eny Ivato. Mahatratra 6 miliara Ar (1,2 tapitrisa […]

FANTINA sy FINTINA

Mijoro hatrany ny HVM manoloana ireo fihe­tsika miendrika fandrahonana manohintohina ny demokrasia, araka ny fanambaran’izy ireo. «Miaro ny fahalalahana maneho hevitra izahay ary manohitra ny fihantsiana sy ny fandrahonana mifanohitra amin’ny soatoavina… Manohana sy mankahery ny mpitondra amin’ny ezaka ataony», hoy ny fanambarana. Efa mihatra mivantana amin’ny aina ny fanakorontanana […]

Birao maharitry ny Ceni : Mifandanja ny lahy sy ny vavy, feno ny mpikambana

“Mipetraka tsara ny fifandanjana eo amin’ny lahy sy ny vavy: efatra lehilahy, efatra vehivavy”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), Rakoto­narivo Thierry, teny Anosy, omaly, taorian’ny fahavitan’ny fianianan’ny mpikambana farany izay solontenan’ny filohan’ny Fanavaozana ny Re­poblikan’i Madagasikara eo anivon’ny birao maharitra, i Anne Raymonde, teny […]

Very fanahy mbola velona

  Mihorohoro ny vahoaka! Mitaintaina andro aman’alina ny zanaka sy ray aman-dreny. Hatramin’ny vady aza moa. Tsy ny zaza ihany no lasibatry ny mpangalatr’olona, mahita faisana koa ny olon-dehibe. Miandahy miambavy ny olona very, tsy mifidy taona. Indrisy, izay manjavona, tsy mody ao an-trano fa ampodian-dry zalahy any amin’ny Ray. […]