Auteur/autrice : Adnews
Fanakatonana Radio : tsy mbola naharay taratasy ofisialy ny OJM
Naneho hevitra fohy tamin’ny alalan’ny haino aman-jery ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), i Monica Rasoloarison, manoloana ny fanakatonana Radio tato ho ato. Nambarany fa tsy mbola naharay taratasy ofisialy momba izany izy ireo. Na izany aza, efa mandeha ny fanadihadiana. Nanteriny fa ny asa fanaovan-gazety sy ny mpanao […]
Andrianainarivelo Hajo : “Aoka tsy hanao ririnin-dasa tsy tsaroana”
Nitondra ny heviny manoloana ny fanakatonana haino aman-jery tato ho ato ny filoha nasionalin’ny MMM, i Andrianainarivelo Hajo. “Ampahatsiahiviko fa sao misy manao ririnin-dasa tsy tsaroana isika. Anisan’ny nahatonga ny hetsi-bahoaka ary naharava ny fitondrana tamin’izany ny fanakatonana ny fahitalavitry ny mpitondra amin’izao fotoana izao”, hoy izy. Nanteriny fa mba […]
VAOVAO TAMBATRA
Milanja 3,5 kilao ny volamena naondran’i Madagasikara ara-dalàna ka mitentina 978,215 miliara Ar ny vola azo. Mbola ambany lanja io raha oharina tamin’ny vina napetraky ny filoha nandritra ny 100 andro izay 500 kilao. Mitaky ezaka goavana ny hanatrarana ny tanjona hanondranana volamena 6 taonina ho an’ity taona 2024 ity. […]
Fiainan’ny orinasa: mivoatra ny fitantanana olombelona (RH)
Miantoka ny fandrindrana ny fiainana maha olona, indrindra eo amin’ny tontolon’ny asa sy ny fandraharahana ny serasera. Antony nahatonga ny Dr Fabrice Lollia, manam-pahaizana eo amin’ny serasera, nizara ireo torohay sy fomba hanatsarana ny fifandraisana sy fifanakalozana anatina orinasa sy eo amin’ireo mpitantana ary mpandraharaha. «Paikady siantifika voamarina sy mahomby […]




