Fanatajahantena

Volley : ho avy eto ny CAVBZ 7

Araka ny efa nampahafantarin’ny eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny volley-ball, ho avy eto Madagasikara ny solontenan’ny CAVB Zone 7, hanara-maso mahakasika ny fanomanan’i Madagasikara, ny fiadiana ny tompondakan’ny klioba eto amin’ny faritra faha-7. Fantatra fa ny 15 febroary izao no ho avy eto izy ireo, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny FMVB. […]

Can 2024 – Lalao manasa-dalana : hanala vela amin’i Côte d’Ivoire i RD Congo

Ho fantatra anio, ny ekipa roa hiatrika ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Hatao anio, ao amin’ny kianja Bouake sy ao Alassane Ouattara ireo lalao manasa-dalana roa. Anisan’ ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny an’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, mpampiantrano, sy ny RD […]

Fonjamby: tompondakan’ i Afrika i Rosina

Nihofahofa indray ny sainam-pirenena malagasy, tany Egypte, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Seniors, taranja fibatana fonjamby. Voahosotra ho tompondakan’i Afrika Randafiarison Rosina, sokajy latsaky ny 49kg. Medaly volamena 3 no indray noraofiny, teo amin’ny “arraché” 74kg, ny “Epaulé jeté” 95kg, ary ny “total olympique” 169 kg. Zava-dehibe ho […]