Raha tsy misy ny fiovana, ny Disciples FC Vakinankaratra, laharana voalohany, ao amin’ny Kaonferansy Atsimo, hifanandrina amin’ny Fosa Juniors FC Boeny, fahefatra ao Avaratra, eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (PFL). Ampahatsiahivina ihany fa hatao ny 17 mey ho avy izao ny fihaonana mandroso, ka […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina ny alahady teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, «XXL Top 12». Mbola nohamafisin’ny CEA Andranomanalina, afakomaly, ny maha mpanjakan’ny kartie azy, rehefa nandavo ny Mang’art Manjakaray, tamin’ny isa 52 no ho 33. Nandrombaka medaly alimo roa ny delegasiona malagasy […]
Makis Ladies: Hanala vela amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara
Hiatrika fifaninanam-pirenena indray ny Makis Ladies, amin’ity volana mey ity. Hanafika atsy Kenya, ka hiady ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “performance division”, ho an’ny rugby lalaovin’olona 15. Firenena efatra no hiady ho lohany amin’izany. Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Afrika, sokajy «Performance division», vehivavy, ho an’ny taranja rugby […]
Handball – Cadet – Junior: Hampiantrano ny IHF Trophy i Madagasikara
Hotanterahina eto Madagasikara, ny 27 ka hatramin’ny 31 mey, ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball na ny IHF Trophy. Fifaninanana, natokana ho an’ny sokajy zandriny lehilahy «cadet» sy «junior». Io no nambaran-dRatsimandao Andriamanga Herilovasoa, filohan’ny federasionina malagasy (FMHB), tao amin’ny tambajotran-tseraserany, ny sabotsy lasa […]
DAKA AN-JORONY: Aza manao fary mitety reny
Ny hevitra tera-bary ka samy mamoaka ny ao am-pony. Na izany aza, lanjalanjaina ihany ny volana ambara fa sarotra ny mamerina azy. Manan-danja tokoa eo amin’ny fitondrana ekipa na fitantanana taranja fanatanjahantena ny teny. Misy ny azo lazaina, ao koa ny tsiambaratelo. Ka aleo tsy manao fary mitety reny. Inona […]





