Nampahafantarina omaly ny vokatry ny tetikasa Ilontsera Program, izay nanolotra fanofanana ampitain-davitra ho an’ny mpanao gazety sy mpianatra ho mpanao gazety ho fanatsarana ny fahaiza-manaon’izy ireo manoloana ny fanamby sy ny olana ara-tontolo iainana. Tetikasa niarahana tamin’ny Unesco, tao anatin’ny fadaharanasa PIDC. 15 ireo mpanao gazety nanaraka fiofanana. Tanjona ny […]
Fiaraha-monina
Fampianarana teny anglisy : Maherin’ny 650 ireo nisitraka fiofanana
Nanao jery todika ny tetikasa sy fandaharanasa momba ny fampianarana teny anglisy ny sampandraharahan’ny serasera sy kolontsaina ao amin’ny masoivoho amerikanina sy ireo mpiara-miombona antoka. Miisa 650 mahery ny mpiasam-panjakana ambony sy mpampianatra ary mpianatra nisitraka fiofanana fanamafisana ny fahaiza-manaony amin’ny fikirakirana ny teny anglisy mifandraika amin’ny sehatra misy azy […]
Faritra miisa 23 : Hanatanterahana vaksiny miaro amin’ny kitrotro sy poliomelita
Hotanterahina ny 5 ka hatramin’ny 9 oktobra ho avy izao ny fanaovam-baksiny faobe miaro amin’ny aretina poliomelita sy kitrotro, miaraka amin’ny fizarana vitamine A manerana ny Nosy. Zava-dehibe ny famerenana ny fanaovam-baksiny hampiakarana ny hery fiarovan’ny ankizy. Tamin’ny taona 2018, nahazo ny «label polio free», na hoe, foana ny poliomelita […]
Toamasina: Mahatratra 64% ny fahavitan’ny Campus Universitaire
Tonga nitsidika ny Campus an’ny oniversiten’i Barikadimy, ao Toamasina, ny delegasionin’ny Banky iraisam- pirenena, ny faran’ny volana septambra teo. Notarihan’i Fily Sissouko, talen’ny diviziona misahana an’i Mozambika, Madagasikara, Maorisy, Kaomoro ary Seychelles. Ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina, Diny Razanakolona, kosa no nitarika ny delegasionin’ny olom-panjakana teto Toamasina. Miisa 123 ireo fotodrafitrasa […]
Ady amin’ny kolikoly : Tanora 60 nampitana ny foto-pisainana manaja ny fahitsiana
Hifarana anio, eto Antananarivo, ny zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana. Hanentana ny tanora amin’ny maha mpisehatra afaka mitondra fanovana azy ireo hanamafy io kolontsaina io no tanjon’ny CSI, mpikarakara. “Fitaovana mampandroso ny ady amin’ny kolikoly ny fananana ny foto-pisainana manaja ny fahitsiana sy ny marina. Hametraka tanora manerana ny Nosy […]





