Araka ny voalazan’ny fifanarahana eo amin’ny mpivarotra ao Anosibe sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra, “ampoule” iray sy “prise” iray ihany no tokony hampiasaina isaky ny “box” ao an-toerana. Tsikaritra nandritra ny fidinana tao an-tsena anefa fa mihoatra noho izay ny fitaovana mandeha amin’ny herinaratra ampiasain’ny ankamaroan’ireo mpivarotra. Heverina hampitombo ny […]
Fiaraha-monina
Olona hafakely : Hisy tetikasa hanohanana ny fianakavian’ny « autistes »
Andry lehibe ho an’ny fametrahana fampiatiana ny fanomezana lanja sy tohana ny fianakavian’ireo olona manana fahasembanana. Nampahafantarina omaly ny fandaharanasa ho fanohanana hitondra fiatiana eo anivon’ny tokantrano tsirairay manana olona hafakely. Zava-dehibe ny fitovian’ny zo ho an’ny olom-pirenena rehetra ka ilaina ny fanamafisana ny fototra irosoana amin’izany, hoy ny Mouvement […]
Fampinonoan-dreny : Miantoka ny fahasalaman’ny zaza
Hatramin’ny rahampitso no hanamarihana ny “Herinandro maneran-tany ho an’ny fampinonoan-dreny”, araka ny tetiandro napetraky ny “World Alliance for Breastfeeding Action (WABA)”. Ny fampinonoan-dreny, ainga tsara indrindra sy maharitra eo amin’ny fiainana; andeha hamafisintsika izay efa mahomby. Io no lohahevitra novoizina tao natin’ny herinandro. Paikady lehibe iadiana amin’ny tsy fanjariantsakafo eto […]
INDRAY MIJERY
Misy ny fampitaovana ny hopitaly Androva Mahajanga ho fanatsarana ny tolotra fandidiana toy ny “Endoscopie bronchique” sy “O.R.L”. Ahafahana manao fitiliana sy fitsaboana tsy mila fandidiana intsony arakaraka ny aretina ireo fitaovana natolotra. Mijery “vidéo” amin’ny alalan’ny “écran”, satria misy “caméra” ilay fitaovana miditra any anaty vatana. Araka ny fangatahan’ireo […]
Bazary Kely Toamasina: Nitondra fanampiana ny fanjakana
Nidina avy hatrany teny amin’i Bazary Kely Toamasina izay hotohoton’ny afo ny iraky ny fanjakana nitondra fanampiana sy nankahery ireo traboina. Entina hanarenana haingana ny asa fiveloman’izy ireo andavanandro ny fanampiana nentina. Nahitana tafo fanitso 7 240 isa, simenitra 100 kitapo, hazo lehibe sy hazo fisaka 16 912 isa, fantsika […]




