Fiaraha-monina

Mamirifiry ny hatsiaka : Mitombo ny olona mamonjy toby fialofana

Misokatra ho an’ireo tsy manan-kialofana ny Madcap Isotry, indrindra amin’izao hatsiaka be izao. Nizara sakafo tao ny fanjakana ka olona 230 no nisitraka izany. Rehefa vanim-potoan’ny orana sy ny hatsiaka dia mamonjy ireny toerana fatorian’ny tsy manan-kialofana ireny ireo olona mpatory an-tsena. Mafy ny hatsiaka amin’izao ririnina izao, misy koa […]

INDRAY MIJERY

Ho an’ireo olona tafavoaka tamin’ny aretina homamiadana dia tena ilaina ny fanohanana ara-tsaina, raha ny hevitry ny dokotera. Tokony hahay mankafy ny fahasalamana sy ny fiainana amin’izay ary manana fomba fijery miabo na dia nolazoin’ny aretina aza. Hajaina ny fanafody ohanina sy ny fanaraha-maso ara-potoana takin’ny dokotera. Notolorana fitaovana informatika […]

Fanomezana rano madio : 10 268 ny kaonteran-drano voasolo

Anisan’ny asa sahanin’ny tetikasa “Fanatsarana ny fa­hazoana rano madio”, (Paaep), ho an’ny olona 1 tapitrisa eto Antananarivo sy ny faritra hafa manerana an’i Madagasikara, ny hisitrahany maharitra ny rano. Fomba iray hahatongavana amin’ny tanjona ny fanavaozana ny fotodrafitrasa sy fanoloana ireo fitaovana efa antitra. Eto Anta­nanarivo, mahatratra 110 000 ny kaonteran-drano […]

Protocole de Maputo : Miantso ny fanjakana hankatoa azy ny firaisamonina sivily

23 taona ny Sata afrikanina momba ny zon’olombelona sy ny vahoaka mifandraika amin’ny zon’ny vehivavy, antsoina koa hoe: “Protocole de Maputo”. Anisan’ireo firenena nandray anjara tamin’ny famolavolana ity sata ity i Madagasikara, ny taona 2003. Nanao sonia izany ny taona 2004. Tsy mbola nanao ny fankatoavana kosa nefa hatramin’izao isika […]