Nitondra fanazavana ny tale jeneralin’ny Madagascar National Parks (MNP), Rakotoarisoa Ony, fa tsy maintsy hiakatra 100% ny saram-pidirana eny amin’ireo valanjavaboahary 49 tantanan’izy ireo. Efa tamin’ny taona 2014 io saram-pidirana io ary tsy nihetsika mihitsy tao anatin’ny 10 taona. Efa fotoana hiakarany izao, hoy ny filankevi-pitantanan’ny MNP izay efa nivory […]
Fiaraha-monina
Fikambanana Asmae : Nahomby ny tetikasa “Ankizy”
Tsara ny vokatra azo nandritra ny 9 taona nisian’ny tetikasa “Ankizy”, tohanan’ny fikambanana Asmae (Association sœur Emmanuelle). Tetikasa niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fampiatiana ny fanabeazana sy ny ara-tsosialin’ny ankizy. Nivoitra tao anatin’izany ny fomba fanao tsara sy mendrika halain-tahaka. Paikady nampandraisana anjara ireo akany fibeazana sy ivontoerana samihafa mpiara-miasa amin’ny […]
CHU Analakininina sy Morafeno ary IFIRP : Miroso ny asa fanarenana ny fotodrafitrasa
Miroso ny asa fanarenana ireo fotodrafitrasa ao amin’ny CHU Analakininina, Toamasina. Mandeha ny sampandraharaha rehetra ao aminy, araka ny fitsidihana nataon’ireo tomponandraikitra ambony avy ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ankoatra izay, nizotra tao amin’ny Ifirp sy ny CHU Morafeno Toamasina ny delegasionina notarihin’ny tale kabinetra sy ny mpanolotsaina ary ireo tomponandraikitry […]
INDRAY MIJERY
Niampy oniversite efatra no mandray ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity : Vakinankaratra, Itasy, Analanjirofo ary Sava miaraka amin’ireo oniversite lehibe enina. Efa mikarakara manontolo ny bakalorea izy ireo manomboka izao. Teto Antananarivo hatrany no mikarakara ny taratasy rehetra momba ny bakalorea ho an’ny faritra Vakinankaratra teo aloha. Manana mpiadina […]
Hisitrahan’ny tokantrano toeram-pivoahana : Vokarina eto Madagasikara ny Sato Pan
Nampahafantarina ny herinandro lasa teo, ny fanamboarana fitaovana ampiasaina amin’ny toeram-pivoahana Sato Pan vita eto Madagasikara. Iarahana amin’ny sehatra tsy miankina Sato ratsan’ny orinasa japoney LIXIL sy ny orinasa SMTP an’ny vondrona Inviso izany. Fitaovana vita amin’ny akora plastika. Azon’ny tokantrano ampiasaina ary efa amidy eto Antananarivo, Antsirabe, Ambositra ny […]




