Tanàna Orange faha-28 ny ao amin’ny kaominina Ambatoasana Centre, distrikan’i Soavinandriana, faritra Itasy. Nahazo fotodrafitrasa sosialy maro avy amin’ny tohana nentin’ny Orange solidarité Madagascar ny tanàna ary notokanana ny faran’ny herinandro teo tany an-toerana. Nampiana ny CSB I ary nasiana toeram-pivoahana sy fidiovana ihany koa. Nahazo fitaovana avy amin’ny mpiray […]
Fiaraha-monina
Ivato Seranana : notokanana ny tanàna vaovao “Lake Village”
Tanàna vaovao taratry ny fivoarana eny Ivato ny “Lake Village”. Ireo tsara vintana amin’ny antsapaka no hisitraka azy ireo. Notokanana ny sabotsy teo ny “Lake Village” Ivato na ny tanàna vaovao misy ireo building 9, misy rihana maro etsy amin’ny kaominina Ivato. Amin’ny alalan’ ny antsapaka no hahazoan’ ireo mpisitraka […]
Dr Manitra Rakotoarivony: « Takaitra mandra-pahafaty ny aretina lefakozatra »
« Tokony ho fantatsika fa tsy ny zaza ihany no mety ho voan’ny aretina lefakozatra fa na ny olon-dehibe koa aza. Misy karazany ny aretina lefakozatra izay mitovy amin’ny coronavirus ihany. Misy olona salama mandehandeha nefa mitondra sy manaparitaka ilay aretina », hoy ny fanazavan’ny Dokotera Manitra Rakotoarivony avy ao amin’ny minisiteran’ny […]
Seces nasionaly: tsy mbola ho vita ny taom-pianarana 2022-2023
Mirazotra amin’ny hairanty ho fampahafantarana ny lalam-piofanana rehetra, anatin’ny fakiolte eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny fitohizan’ny hetsiky ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra, anatin’ny sendikà ivondronany. Nitondra teny ny sekretera jeneralin’ny Seces nasionaly, ny profesora Rasolomampiandry Gilbert, araka ny tapaky ny fivoriambe ara-potoana. Nanamafy izy fa tsy ho tontosa amin’ity taona […]
Fampianarana teny anglisy: hanampy hampianatra eny amin’ny oniversite ny profesora Robert Emigh
Manana tombony ny oniversiten’Antananarivo amin’ny fandalovan’ny manam-pahaizana manokana momba ny teny anglisy izay manamafy ny fampianarana ao an-toerana dia i Robert Emigh. Nampahafantarin’ny masoivoho amerikanina omaly, ny fiverenan’ny profesora Robert Emigh eto Madagasikara indray, hanamafy ny fampianarana teny anglisy eny amin’ny oniversite. Hisantatra ny taona faharoa amin’ny maha English Language […]





