Tsy mahavarina intsony ny fivoaran’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana. Mangina tsy misy miteny intsony aloha ny mpitondra teo aloha. Misy ihany ireo manao ranty amin’ny tambajotran-tserasera saingy ireo any ivelany no mahasahy. Misy ny milaza ho mpisintona lakolosy saingy mijanona ho ana habaka ihany noho ny tahotra. Ny ranty atao […]
Indraimbava
Fitiavan-tanindrazana
Nankalaza ny Andro natokana ho an’ny manamboninahitra ny Tafika Malagasy sy ny zandarimariam-pirenena, omaly. Andro manan-danja sy manan-tantara ho azy ireo izany satria niantombohan’ny fahasarotam-piaro fa Malagasy hiady sy ho faty ho an’i Madagasikara. Andro tsy maintsy nijoroana nanoherana ny tsy rariny sy ny tsindrihazolena. Manan-danja ny omaly, fa tsy […]
Tokony hihavao kosa…
Hatramin’izao, tsy hita firy izay fanavaozana amin’ny fomba fanaovana politika. Misy ny mampiteny ny moana. Na mampitampim-bava izay tokony hiteny… Na iza na iza eo amin’ny fitondrana, tsy mety aminy avokoa. Eny, na inona na inona atao. Izy ihany no mahalala izay mety sy mahasoa ny firenena. Na hany […]
Mifanaraha tsara aloha !
Asa aloha raha vazaha mody miady satria izay paikady hitondrana azy, na tena samy mitondra ny lohany izy rehetra. Manahirana mihitsy ny mikirakira ny vaovao sy mitondra izany ho an’ny vahoaka. Mbetika ity, mbetika izaroa. Tena marina raha hay izay tiana hatongavana sy tena marina. Ny mahalasa ny saina […]
Mahaizà maka lesona !
Toa hafahafa izany ny fivoaran’ilay raharaha manga eto amin’ny tanàna. Tiana asiana tsindrim-peo manokana ny momba ilay fahafahana miteny sy mizara hevitra. Nanaitra ny maheno ireo mpitondra sasany efa nandrangaranga sahady ny lalàna manan-kery amin’ny famaizana sy ny fanenjehana sokajin-keloka izay voalaza fa ana habaka. Fomba fanaon’ny teo aloha, […]




