Mila mandeha haingana amin’izay ny governemanta? Araka ny hafatry ny filoham-panjakana tamin’ny fiandohan’ny taona io. Tokony hajanona koa ny adilahy politika sy ny fingampingana. Ilaina ny fifanomezan-tanana, fifampitokisana… Miara-manaiky ny rehetra fa tena ilaina ary tsara ny fanavaozana? Fijery sy fiteny amin’izao ny hoe ny toe-tsaina aloha no mila […]
Indraimbava
Samia miandry !
Mahoraka indray aloha ny fanovana governemanta. Raha ny tetiandro miely any rehetra any dia ny faran’ny volana janoary na ny fiandohan’ny volana febroary no handeha izany. Mainka nampahoraka ny fiparitahan’ny vaovao rahateo ny fanombohan’ny fanaovana tombana ireo notendrena sy napetraka ho minisitra. Tapitra ny roa volana voalaza fa hanaovana […]
Tsy ho mizana tsindrin’ila ?
Miseholany ny fanenjehana ara-pitsarana ny mpanao politika, tsy mitovy hevitra amin’ny mpitondra ankehitriny. Lasibatra ireo niloko volom-boasary sy miaro ny fitondrana nentin’ny Filoha teo aloha Rajoelina Andry. Tsy misy alaharo alaharo fa voasambotra sy voaendaka avy hatrany ny tsy fahafahana manenjika sy misambotra azy ireo. Ry “honorables” na ny […]
Dieny izao…
Tonon-taona izao, fanao ny jery todika. Inona no tsy vita? Hatramin’izay mila arenina, ny miandry, ny tohizina… Be lavitra ny mbola tsy vita mitaha amin’izay natomboka. Miainga amin’ny tsirairay izay, vao mivelatra amin’ny hoe fifanomezan-tanana, fifampitsinjovana… Sao varivarian’ny lasa ka tsy mahita ny ambany maso: be fikasana, be fitetika. Na […]
Tonon-taona izao
Taona 2026, taona vaovao: be dia be ny andrasana sy andrandraina amin’izany? Na eo amin’ny fiainan’ny tena, na eo amin’ny fiainam-pirenena… Amin’ny tonon-taona toy izao, saika mahazatra sy mandeha ho azy mandrakariva ny fifampirarian-tsoa: ho taom-panambinana sy taon-jina anie, hitondra soa… Raha ny marina, tsy ny taona na ny […]




