Tao anatin’ny andro maromaro, nidina ifotony ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Fotoana na tokony niresahana tamin’ny vahoaka malagasy. Nijery akaiky ny olana sy ny filan’ny mpiray tanindrazana. Manginy fotsiny ny fitokanany ny asa vita taorian’ny nahalany azy indray ho filoham-pirenena. Nahafahany nitafatafa sy nifanakalo hevitra sy tetikasa izany. Nanotrona […]
Indraimbava
Maloto ny tanàna
Tsy laitra mihitsy isika eto Antananarivo ity. “Makôta” loatra, izay no azo hamehezana azy. Sady tsy tia madio ara-bakiteny, no voretra ara-tsaina ihany koa. Mahakivy ny mody alina, andaniny. Ataon’ny mponina fanariana tavimandry feno diky ny arabe. Tsy mampite hivoaka maraina, ankilany. Zary fanariam-pako sy fanaovan’ny olona maloto ny […]
Tsy maintsy mitandrina
Mampihoron-koditra ny vaovao miely etsy sy eroa. Isan’andro vaky no ahitana razana etsy sy eroa. Misy ny maty ho azy, maro ny misy mamono, manginy fotsiny ireo lasibatry ny lozam-pifamoivoizana. Tena tsy misy fotoana mampidina ambany ny tahan’ny olona maty. Raha vao manokatra ny tambajotran-tserasera izany moa dia saika […]
Samy mandinika
Lany fanindroany teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza indray ny lalàna mifehy ny toaka gasy. Miandry izay ho fanapahan-kevitry ny Antenimierandoholona indray. Ity farany izay efa nitsipaka izany taona vitsy lasa izay. Mikiry biby anefa ny depiote ka nanova ny votoatin’ny lalàna ka izao izy mbola neken’ny besinimaro izao indray. Hitondra […]
Sahia mijoro!
Vita izay ny ady sarotra atrehin’ny filohan’ny Repoblika miady irery. Aiza koa isaky ny misy olana dia samy mialangalana avokoa ny olona manodidina azy. Ireo mba nomena fahafena, mijanona ho mpibodo seza fotsiny. Tsy misy mahasahy mivoaka any amin’ny misy azy fa mialokaloka amin’izao maha teknisianina izao. Zara aza […]




