Na tafiditra tao anatin’ny fivelarana lehibe aza…, noho ny zava-misy eto amin’ny firenena, miato aloha ny “Madajazzcar Festival”, raha ny fanazavan’ny mpikarakara. Tsy eto an-dRenivohitra ihany fa ireo toerana rehetra hanatanterahana ny hetsika, miato avokoa. Nampanantena kosa ny hiverenan’ny fandaharam-potoana amin’ny laoniny izy ireo amin’ny fotoana maha mety izany. Marihina […]
kolon-tsaina
Hatsikana: Hahemotra koa ny « Festival Jôkôsô »
Tsy mampiomehy ity indray mitoraka ity… « Namolavola ity tetikasa ity nandritra ny herintaona ngarangidiny aho. Efa nandefa izay rehetra teo am-pelatanako tamin’ny fikarakarana. Izao izy hahemotra na mety ho foana mihitsy aza… », hoy i Raytra Belaw’yck, tamin’ny rantiny, omaly. Izy no niketrika sy tompon’andraikitra voalohany amin’ny « Festival Jôkôsô », hetsika ho […]
TARATRY ny KANTO
Rava ny Cinépax. Efitrano fijerena sarimihetsika ao amin’ny Tana Water Front, izay niharan’ny fandravana sy fandrobana ny alin’ny alakamisy teo. « Tsy maintsy mikatona aloha izahay, sady handinika ny fahavoazana. Toerana nifampizarana fihetseham-po, tsiky, sns, nisian’ny fihaonana nahafinaritra foana tato aminay hatrizay. Mampalahelo anay ny mijery ny toeranao izao, fa mino […]
Teny malagasy : Mila idirana ny kolom-bolana aman-tsoratra
Mivoatra ny teny malagasy. Na izany aza, miatrika olana maro izy io. Saingy toa nanjary saro-tadiavina ny vahaolana… Na, mety hisy ihany fa takona amin-javatra hafa? Tsy marisika hitandro ny hasin’ny teny malagasy intsony ny Malagasy? Volana na vôlana na teny. Iray ihany ireo. Tsy mba voakolokolo izy io fa […]
TARATRY ny KANTO
Nanambara ihany koa i Nate Tex, omaly, fa hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny seho tokony hataony anio, ao Antsirabe. Nafanafana ihany koa mantsy ny tany an-toerana, izay ahina hisy fiantraikany anio. Na izany aza, nampanantena ity mpanakanto ity fa tsy maintsy hisy ny fihaoanany amin’ireo mpankafy any Vakinankaratra. Na izany […]




