kolon-tsaina

Fivelarana maha olona : Matahotra mampiasa talenta ny Malagasy ?

Mampiaiky maneran-tany, « manan-talenta ny Malagasy ». Tsy tokana fa maro saika isan-tsehatra. Samy ahitana io talenta io avokoa. Iray amin’ireny sady anisan’ny goavana indrindra ny zavakanto sy ny kolontsaina. Harena ny fahasamiha­fana. Hita eo amin’ny fananana talenta izany. Manan-talenta ny Malagasy. Amin’ny ampahany ihany, anefa, ny ahatazanana azy io. Rehefa eny […]

TARATRY ny KANTO

Mpianatra mozika miisa 83, no nahazo ny diplaomany, ny alahady teo. Nandranto fianarana tao amin’ny Conservatoire de musique EGM izy ireo, arakaraka ny sokajim-pampianarana nofidiany avy. Fara-fahakeliny nahavita 3 taona nianatra mozika izy ireo, vao tonga amin’izao dingana izao. Naka endrika fampisehoana ny lanonana, izay nampisehoan’ireo mpianatra izay norantoviny miampy […]

Sarimihetsika Nampoina : « Ny riaka no valapariako » ; Nahazo ny valim-pitiany i Mangamila sy Anjozorobe

Notanterahina tany Man­gamila sy Anjozorobe ny fandefasana ilay sarimihetsika Nampoina : «Ny riaka no valapariako» ny herinandro nivalona teo. «Tany Anjozorobe no nanatanterahina ny ankamaroan’ny fandraisana ny sary tamin’ity sarimihetsika ity. Na izany aza, nandray anjara ihany koa ny tao Mangamila sady lalana lalovana rahateo. Noho izany, nanana endrika valim-pitia […]

TARATRY ny KANTO

Tafiditra ao anatin’ny fampiarahana ny fialamboly sy ny fanabeazana ary ny fivelaran’ny zavakanto sy talenta. Anio no hanomboka etsy amin’ny Alliance Française Antananarivo, Andavamamba ilay fampianarana zavakanto hiarahana amin’ny Plum’Art, Centre Académique de musique Ramahefason, Kaompania Miangaly ary i Lionel Rabeony. Ankizy eo amin’ny 3 taona ka hatramin’ny 7 taona eo […]