Mandray anjara goavana amin’ny fampivelarana ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ny vahiny. Foibe na trano kolotoraly vahiny no saika ampiasain’ireo mpanakanto malagasy raha te hampahafantatra ny momba azy sy ny kanto ataony. Herin-taona mahery mialoha ny fotoana hanatanterahina ilay seho, efa feno ny fandaharam-potoanan’ireo foibe vahiny ireny. Porofo iray […]
kolon-tsaina
Madagascar Mozarteum : Hiaka-tsehatra ny Icanto
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-161 ny « concert de midi » karakarain’ny Madagascar Mozarteum. Rahampitso, manomboka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely izany. Hanatanteraka seho tsy manam-paharoa ry zareo avy ao amin’ny Icanto tarihin’i Fitah Rasendrahasina. Haneho ny fahaizana mampiara-peo mandritra izany […]
Vima 25 taona: Eny Antsonjombe ilay seho « Concert hommage »
Azo antoka fa ho maro ny mpijery ho tonga… Mpanakanto sy tarika andrarezina rahateo no hiakatra ny sehatra… Raha teo amin’ny zaridainan’Antaninarenina no saika nanatontosana ilay seho « Concert hommage ». Nanapa-kevitra ny mpikarakara fa hafindra eny amin’ny Coliseum Antsonjombe izany. Notazonina hatrany ihany koa ny maha maimaimpoana tsy misy vidim-pidirana azy. […]
Sarimihetsika: Mifanome tanana ny Netflix sy ny Canal Plus
Nampahafantarina tetsy Ambodivona, omaly, ny tolotra vaovaon’ny Canal Plus dia ny Netflix izany. Ny volana jona teo, nanao fifanarahana stratejika tamin’ny Netflix ny vondrona Canal Plus. Fiaraha-miasa miforona eto Madagasikara hahazoan’ny mpanjifa misitraka mivantana ny Netflix, amin’ny alalan’ny famandrihana misy ny traikefa tsotra sy mora. Hanamarihina izany fanombohana izany, manome […]
« Ako sy feo » – Randja Zanamihoatra: Mitohy ny hetsika faha-100 taona
11 Jolay 1997 – 11 Jolay 2025. Nitsingerina, omaly, ny faha-28 taona nahafatesan’i Randja Zanamihoatra na « Ilay poeta marolafy ». Velona mandrakariva ny soratra napetrany. Hianoka izany ny rehetra manomboka ny 17 jolay ho avy izao, etsy amin’ny Trano Sary Ambohidahy. « Ako sy feo », fampirantiana tafiditra ao anatin’ny faha-100 taonan’ity andrarezin’ny […]




