Any amin’ny fokontany sy ny kaominina no hanaovana fangatahana raha hamadi-drazana. Ny fanisana ireny taratasy fangatahan-dalana ireny no nahafantarana fa mihena isan-taona ny Malagasy manatanteraka famadihana. Ny nahazo 63 isa mandritra ny fotoam-pamadihana iray tany amin’ny taona 2008. Nanjary 37 izany ankehitriny. Saika manahatahaka io ny ankamaroany ho an’ireo kaominina […]
kolon-tsaina
« Manga Mania Festival »: Roa andro ho an’ny zavakanto aziatika
Andiany faha-14 sahady. Raha toa ka somary nangingina tany am-boalohany, efa mahazo vahana tanteraka eto amintsika ny kolontsaina aziatika sasantsany. Anisan’ireny ny «manga», ny «jeux vidéos», «K-Pop», «cosplay», sns. Natambatra tanaty hetsika iray ireny, ka nanome ny «Manga Mania Festival». Hotontosaina ny 25 hatramin’ny 26 jolay ho avy izao ny […]
Canal Olympia Iarivo: Hikatona tanteraka manomboka ny 13 jolay
Enin-taona lasa. Velombolo ny rehetra, indrindra fa ny tontolon’ny zavakanto tahaka ny sarimihetsika, rindrankira an-tsehatra, dihy… Ankehitriny, nanao dia miverina ny fanantenana… Vaovao mampalahelo ho an’ny tontolon’ny sarimihetsika… Hihena indray ny efitrano fandefasana izany eto Madagasikara, satria dia nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny Canal Olympia Iarivo eny Andohatapenaka, fa hikatona […]
TARATRY ny KANTO
Nofoanana ilay fampisehoan’i Thurgot Théodat, saika hatao ny zoma 4 jolay izao, ao amin’ny IFM Analakely. Noho ny antony ara-pahasalamana no tsy hahafahan’ity mpanakanto mpiangaly ny jazz ity. Tsy foana kosa ny fifankalozana izay hatao manodidina ny jazz, ny famoronana ary ny fifandraisana eo amin’ireo samy mpanakanto, izay hatao manomboka […]
Sehatra bagasy : Hira miisa 20 handravaka ny « Atrikefa bagasy marolafy »
Hiavaka tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay ny hetsika karakarain’ny Sehatra Ba Gasy. Ny sabotsy 5 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy 30 minitra, ao amin’ny efitrano malalaka Aro Antsahavola no hanatontosana ny « Atrikefa bagasy marolafy ». Hitodika any amin’ny firenena, ho an’ny mpianatra manala fanadinana ary ireo niharam-boina samihafa, ny […]




