kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

“Hip-Hop Session”, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Anio, manomboka amin’ny 1 ora ny fotoana, iarahana amin’ireo efa fanta-daza toa an-dry Buddha El Taga, Samantha & Kayah, Doubl’Enn, Laz, Netyk, Typik, Septic, Ti-Ah, sns. Seho ifandimbiasana, eo amin’ny Esplanade, izay toerana manan-tantara eny amin’ny Oniver­site izy ity. Tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny […]

« Star Tour » Antananarivo: Andrasana fatratra ny tarika Rossy

Sambany hanafana ny «Star Tour» ny tarika Rossy… Anisan’ireo nanomboka ny «THB Tour» taloha kosa anefa, ary mbola mitoetra ankehitriny ny lazan’ilay hira «THB» nataon’i Rossy hatramin’izao. Anisan’ny vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny nahafantarana fa iray amin’ireo mpanakanto hanafana ny «Star Tour 2026» eto Antana­narivo, etsy amin’ny Coliseum ny […]

TARATRY ny KANTO

Hanatanteraka ny «Festival de musique chrétienne» andiany faharoa ny Orchestre Philharmoni­que.Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny Paroisse internationale Andohalo, ny alahady 21 jona izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fizarana voalohany, hitendren-dry zareo ny «chants liturgiques» voarakitra ao anatin’ny Tiona sy ny Antema FFPM. Ny tapany faharoa, hamelomana ireo «classiques sy oratorios», […]

« Fetin’ny Mozika » : Hifarimbonan’ny vao misondrotra sy ny kalaza

Efa ho 30 taona izao no nanamarihana koa ny « Fetin’ny mozika » taty Madagasikara. Niova lamina, toerana lehibe kokoa ny eto Antananarivo amin’ity. Lasa toerana fanaovana fampisehoana ankalamanjana ny etsy anoloan’ny Lapan’ny tanànan’Anta­na­na­rivo. Mbola handray koa ny «Fetin’ny Mozika 2026», izay fikarakaran’ny AFT Anda­vamamba, ny toerana, ny sa­botsy 20 jona izao. «Ny […]