kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Fampianarana zavakanto. Mahay mampita ny Malagasy? Fahiny, tsy mba nisy ny sekoly nentin’ny Malagasy nampita na nizara fahaizana ho an’ny hafa. Ny fanarahana ny zokiolona mikabary no nanazatra sy nitaiza tsikelikely ho tonga mpikabary. Ny sofina mandre sy ny maso mahita ny fomba hitendren’Ikaky na Ineny ny valiha no nametraka […]

20 taona nitantanana ny Fi.Mpi.Ma : Hampita fanilo Andriamboavonjy Hanitriniaina

Anio no hanamarika ny faha-20 taona nitantanany ny Fikambanan’ny mpikabary ma­lagasy maneran-tany (Fi. Mpi.Ma) Andriamboavonjy Hanitriniaina Ravaomalala. Amin’ny alalan’ny hetsika « Tafasirim-pifaliana », hotanterahina ao amin’ny efitrano Dox, tranombokim-pirenena Ampefiloha. Izy no vehivavy voalohany nitondra ity fikambanana zokiny indrindra amin’ ny fikajiana sy fampivelarana ny tontolon’ny kabary ity. Ao anatin’ny fampahafantarana ny […]

Kanto Miampita : Hanome ny tsara indrindra ny tarika Njila

Hatao ny 31 jolay 2026, eny amin’ny CCI Ivato, ny lanonana takariva an’ny tarika Njila. Fampisehoana miavaka tafiditra ao anatin’ny hetsika “Kanto Miampita”, tohanan’ny Airtel Money. Fotoan-dehibe miavaka ny fihaonan’ny tarika Njila sy ny mpankafy azy amin’ity fotoana ity. Lanonana takariva, «grand cabaret», tena hisongadina raha ny eto Antananarivo no […]

TARATRY ny KANTO

« Parts d’êtres», mirakitra asa soratry ny dokotera kolonely Horace Joëlle. Bokin-tononkalo amin’ny teny frantsay izy ity, izay nampahafantarina ny faran’ny herinandro teo. Ireo zavatra hitany, tsapany ary niainany avy amin’ny fifaneraserany aman’olona no aingampahin’ity mpanoratra, mpitsabo ary miaramila manamboninahitra ambony ity. Misy lohahevitra maro voizin’ireo tononkalo tsirairay mandrafitra ny boky […]