Tontosa omaly, tao amin’ ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny atrikasa momba ny feni-panoratana ny teny malagasy, nokarakarain’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, tamin’ny alalan’ny fitaleavana misahana ny Fampiroboroboana ny teny malagasy. Ny profesora Ranaivoson Jeannot Fils, mpampianatra mpikaroka eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, no nitarika ny atrikasa. Tanjon’ny hetsika ny ho fanampiana ny […]
kolon-tsaina
Valalabemandry tokoa: tsy mety mifoha amin’ny torimasony ny Malagasy
Misy antony matoa nipoitra ny anarana « valalabemandry », raha ny fanazavan’ireo mpahay zava-panahy. Azo andikana azy io, sady efa nahazatra hatramin’ izay rahateo, ilay anarana iombonana « vahoaka ». Ny « mandry » indray, hoenti-milaza fisiana torimaso. Ilazana fiombonana sy fiarahana ihany koa… Dia ny fitambaran’ireo ve izany no maha be torimaso ny Malagasy ? Ny […]
Seho voalohan’ny taona: hihira ny fitiavana ry Tempo Gaigy
Vaovao nahafaly ireo mpankafy : namoaka rakitsary vaovao ny Tempo Gaigy ny talata teo. Ny rakitsary no vaovao, fa ny hira kosa ilay mampanembona ny tany ambadiky ny 20 taona lasa. Ilay hira “Tianao impiry” mantsy no naverin-dry Faniry sy ny tariny. Niniana hifanandrify amin’ ny fanamarihana ny “Fetin’ny mpifankatia” omaly […]
« Bob Marley : One love » Nivoaka ofisialy omaly
Naseho voalohany, omaly, tao amin’ny le Grand Rex, tao Frantsa, ny sarimihetsika « Bob Marley : One love ». Horonantsary mampahafantatra ny momba an’i Bob Marley, izay anisan’ny kintana sy andrarezin’ny gadona Reggea, izy ity. Niatrika ny famoahana izany sarimihetsika izany i Ziggy Marley, zanak’i Bob Marley. Araka ny nambaran’i Reinaldo Marcus Green, […]
Mahazo vahana ny karazam-pety: Arediredin’ny kolontsaina vahiny ny Malagasy
Manana ny fomba amam-panaony ny Malagasy. Voatosiky ny an-dry zareo vahiny anefa izy ireny ka manomboka tsy tazana intsony eto Madagasikara. Tsy very na takony fotsiny fa voasolo… Vao omaly, nanamarika ny « Fetin’ny mpifankatia » ny Malagasy. Raha ny fahafantarany (Malagasy) azy, amin’io vanim-potoana io no mifanolotra fitia na manamafy ny […]




