Mifarana anio, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, ny «Festival des Livres Romantiques : L’Amour en mots». Hetsika maro samihafa no hita teny an-toerana nandritra ny fotoana nanatontosana ny hetsika, ary mbola hisy izany amin’ity anio ity. Anisan’ny ho hita ao anio ny seho hatsikana, iarahana amin’ny Rire Délire, […]
kolon-tsaina
Mivelatra fa poakaty : miha maivan-danja sy very hasina ny kolontsaina malagasy
Manana ny maha izy azy ny kolontsaina malagasy. Tsy voatery ho endrika ivelany ihany fa na ny fanahy nentina namorona sy nanehoana azy aza, mampivanaka olona maro… Arakaraka ny ivelaran’ireny kolontsaina ireny anefa no mamery hasina azy ankehitriny. Ianarana amin’ny «internet» io dia vita ! Mahatratra aman’alina izao ny mpikambana […]
Fimpima- 60 taona: nisokatra omaly ny loabary an-dasy, ivon’ny fankalazana
Tontosa omaly, teny amin’ ny Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza, ny loabary an-dasy, ivon’ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy (Fimpima). Nanomboka omaly ary hofaranana amin’ny fambolen-kazo rahampitso. Ankoatra ny lanonam-panokafana ny ivon’ny fankalazana, hetsika maro no nentina nanamarihina ny fankalazana ka maro ireo manam-pahefana sy tomponandraikitra samihafa niatrika izany. […]
« Miss Monde 2024 »: hiainga rahampitso ho any Inde i Antsaly Rajoelina
Tovovavy avy amina firenena 110 no indray hifaninanana amin’i Antsaly, izay samy te hisalotra ny anaram-boninahitra « Miss Monde 2023 ». Manana ny haavo hoenti-miatrika izany kosa anefa ny solontena malagasy. Vonona amin’ny lafiny rehetra! Nanambara ny komity mpikarakara ny « Miss Madagascar » fa hiainga rahampitso 17 febroary, hihazo an’i Mumbai Inde, i […]
Craam Ankatso: haneho ny kantony i Abtoi Hi Hou
Tanterahina manomboka anio hatramin’ny 15 marsa 2024, eny amin’ny Craam Ankatso, ny fampirantiana “Entre soi”, iarahana amin’i Abtoi Hi hou, Malagasy mpahay kanto misehatra eo amin’ny fanaovana hosodoko. Maneho ny maha izy azy manokana sy misambotra ny fahasamihafan’ny toetra mampiavaka ny tsirairay ity mpahay kanto ity, ao anatin’ny fampirantiany. Tanjona […]




