Antokom-pihira anisan’ny maro mpitia ny Tanora Masina Itaosy sy ireo sanganasany. Lalan-davitra no naleha. Naneho ireo vokatra nampanantenaina izy ireo, omaly. Nampita hafatra lehibe ihany koa. … Fampisehoana an-tsehatra goavana be nampitondraina ny lohateny « Ny tia dia… », notontosaina tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina. Nandritra ity seho ity ihany […]
kolon-tsaina
« Festival Fanorona » : tanjona ny hampahafantatra ny maha izy azy
Tanterahina anio sy rahampitso, eny eny amin’ny Lapan’ny Tanànan’Ambohidratrimo, ny “Festival Fanorona” andiany voalohany. Ho hita, mandritra izany, ny fifaninanana fanorona sy velakevitra manodidina izany. Hisy ihany koa ny tranoheva sy fampirantiana mahakasika ity kilalaon-tsaina malagasy ity. Mbola hisy ny hetsika maro samihafa entina mandravaka ity hetsika ity, ankoatra ireo. […]
Zara sehatra : haneho talenta ny Ny AngolaItokiana
Tarika mpiangaly bagasy anisan’ny manana ny mampiavaka azy ny Ny AngolaItokiana. Izy ireo no hanatanteraka voalohany ny « Zara sehatra » karakarain’ny Sehatra Bagasy ho an’ity taona 2024 ity. Anio 10 febroary, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ka hatramin’ny 5 ora sy sasany, haneho ny talentany ireo mpikambana rehetra ao […]
Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina Mangoro: « Hanofana tanora amin’ny sehatry ny zavakanto », hoy ny filoha
Hampiasaina hamohazana sy hikoloana ny talentan’ireo tanora. Nahazo Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina ihany koa ny ao Moramanga. Hanampy betsaka ny sehatry ny zavakanto izany. «Maro ireo tanora nomen’Andriamanitra fahasoavana, fa tsy manana ny hoenti-manana hamohazana ny talentany. Homena azy ireo ity fotodrafitrasa ity. Hanofanana ireo tanora eo amin’ny zavakanto […]
Madagaslam: Antenaina ny hisian’ny fifaninanana nasionaly
Hetsika maro samihafa eo amin’ny tontolon’ny « Slam » no hotanterahina, anio sy rahampitso, eny anivon’ireo ivontoeran’ny kolontsaina. Anisan’ny ho hita amin’izany ny seho an-tsehatra, misokatra ho an’ny rehetra, eo koa ireo atrikasa. Na dia maro isan-karazany aza ny hetsika, tanjona ny hampivoarana sy hampandrosoana ny tontolon’ny “Slam” eto Madagasikara. Eo ihany […]




